Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70706

Badminton – Fifaninanam-pirenena: nahomby ny fiofanana natao tany Sina

$
0
0
Tsy very maina ny ezaka ho an-dRandriamalala Keman Julio sy Razafiarimalala Asminah Epiphanie, nandritra ny fiadiana ny tompondaka nasionaly teo amin’ny olon-droa, taranja badminton, notanterahina teny amin’ny kianja mitafo Ankorondrano, ny alahady lasa teo. Nentina namaranana ny taom-pilalaovana 2018, ho an’ny federasiona malagasy ny badminton, ny fifaninanam-pirenena teo amin’ny olon-droa ity. Lalao famaranana miisa 5 […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70706

Trending Articles