Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70736

Tohodranon’Ivolobe: hamokatra ny 40%-n’ny herinaratra eto amintsika

Next: “Mpanoratry ny taona 2018” Lasan-dRavorombato ny anaram-boninahitra Rehefa nasaina nifidy ny rehetra ka nalefa ho isa fanampiny na « bonus » ny isa nomen’izy ireo. Rehefa nifidy ny mpitsara ka natao ny tambatr’isa rehetra azo… Lasan-dRavorombato Ony Lantoarimamy ny anaram-boninahitra « Mpanoratry ny taona 2018 ». Nahazo isa 145,1 izy raha 139,4 kosa ny isa azon’i Poète Rebelle, nifaninana taminy. Na teo amin’ny fitsarana nataon’ny rehetra na teo amin’ny fitsarana notontosain’ny mpitsara, tsikaritra fa nifanakaiky hatrany ny isan’ireto mpanoratra samy manana ny maha izy azy ireto. Marihina fa ny vondrona Koloiko sy Hajaiko ny Teniko no manatontosa ity fifaninanana ity isan-taona. Anisan’ny antony hanatanterahan-dry zareo izany ny ho fampiroboroboana sy ny fampivelarana ny tontolon’ny soratra sy ny teny ary ny vaky boky eto Madagasikara. Eo ihany koa ny fampirisihana ny mpanoratra hanao ezaka bebe kokoa hatrany amin’ny fanatsarana sy fanelezana ny asa sorany. Ankoatra ny fifaninanana « Mpanoratry ny taona », manatanteraka hetsika hafa ihany koa ny vondrona Koloiko sy Hajaiko ny teniko. Anisan’izany ny « Kônferansa momba ny soratra ». HaRy Razafindrakoto
$
0
0
Hanomboka mialoha ny faran’ity taona 2019 ity ny asa fanamboarana ny tohodrano mamokatra herinaratra any Ivolobe Toamasina. Manatanteraka azy ny vondrona orinasa Compagnie générale d’hydroéléctricité de Volobe (CGHV), ahitana ny orinasa Jovena ao anatin’ny vondrona Axian, ny SN Power, ny Africa 50 ary ny Colas Madagasikara. Vita tamin’ny desambra 2018 teo ny fifanarahana teo aminy […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70736

Trending Articles