![]()
Mitentina 8 miliara dolara ny fampiasam-bolan’ny Tetikasa Ambatovy. Manohana izany ny masoivoho maromaro ary maniry ny hisian’ny tetikasa toraka izany satria tsapan’izy ireo ny fampandrosoana entiny ho an’i Madagasikara. Nitsidika ny orinasa Ambatovy any Toamasina, omaly alatsinainy, ny masoivoho vahiny maromaro, ny an’i Japana, ny Sem Ichiro Ogasawara, ny an’i Korea Atsimo, ny Sem Lim, […]