Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70697

Paralimpika – Tompondaka nasionaly: nofaranana tamin’ny lomano ny fifaninanana

$
0
0
Nifarana, ny alahady lasa teo, tamin’ny taranja lomano, ny fifaninanam-pirenena 2018 ho an’ny paralimpika. Fifaninanana notontosaina teny amin’ny dobo filomanosana eny amin’ny ANS Ampefiloha. Fito ny mpifaninana nandray anjara nandritra izany, nahitana ireo sembana amin’ny fihainoana sy amin’ny vatana. Tsy tonga niatrika izany kosa ny manana fahasembanana amin’ny saina. Azo lazaina ho manana ny maha […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70697

Trending Articles