![]()
Fanampiana maimaimpoana ny Tantsaha ny FDA na ny Tahiry ho fampandrosoana ny fambolena. Rafitra atao hamatsy vola ny tantsaha na vondrona tantsaha izany, raha toa ka efa nahavonona 5 % ka hatramin’ny 30 % ny vola tadiavina hananganana sy hampihodinana ilay tetikasa izy ireo. Araka izany, tsy manome manontolo ny vola ilaina ny FDA fa […]