![]()
Manao antso amin’ny fitondrana amin’izao fotoana izao sy ny minisiteran’ny Tontolo iainana ary ny fampandrosoana maharitra ny ben’ny Tanàna telo ahitana ny faritra misy ny tandavanala arovana Bongolava maitso ao amin’ny distrikan’i Port Berger (Boriziny), faritra Sofia. Mangataka izy ireo mba hidina ifotony hijery ny fitantanan’ny fikambanana Bongolava ny atiala ny fanjakana. « Napetraky ny minisitera […]