Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70783

Famelabelarana ny PGE tamin’ireo loholona: hanakaiky eny ifotony ny vahaolana sy ny fampandrosoana

$
0
0
Nambaran’ny Praiminisitra  Ntsay Christian, nanoloana  ireo loholona, omaly tetsy Anosikely fa hapetraka ny tompon’andraikitra mahefa any amin’ny faritra amin’ny alalan’ny goverenoram-paritra, araka ny voalazan’ny Fandaharanasa ankapobeny ny fanjakana (PGE).  “Omena azy ny fitaovana sy ny vola ahafahany mitondra fampandrosoana, araka ny toromariky ny  filoham-pirenena. Anjarany ny manao ny asa  araka ny tetibola efa nafindra any […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70783

Trending Articles