Politika momba ny toekarena: tsy mahalala ny marina momba ny mponina ny...
Ho avy tsy ho ela ny fitondrana vaovao raha milamina ny tany sy ny fanjakana. Tsy mora anefa ny miandry ho fanarenana ny toekarena, indrindra ny ady atao amin’ny fahantrana miantraika amin’ny maro...
View ArticleUE sy i Madagasikara: ho an’ny fotodrafitrasa ny fanampiana 2019
2109 tapitrisa euros ny fitambaran’ny vola nomen’ny Vondrona eoropeanina (UE) amin’ny alalan’ny Fed, hatramin’ny nisian’ny fifanarahana amin’i Madagasikara, 60 taona izao. Natokana ho an’ny tetikasa...
View ArticleFihaonana aty Afrika 2018: atao laharaham-pahamehana ny vehivavy
Natao tany Charm el-Cheick, Egypta, ny “Forum Africa 2018”, ny volana desambra teo. Natokana io fihaonana io ho an’ny tanora mpandraharaha. Lohahevitra noraisina “Ny vehivavy ho fahombiazan’i Afrika”....
View ArticleTselatra
Nirefotra tampoka ny varatra ka nilatsaka tamin’ny mpiambina ny « pylône » iray ao amin’ny distrikan’i Befotaka Atsimo, faritra Atsimo Atsinanana, afakomaly tamin’ny 7 ora sy 30 mn hariva. Raha ny...
View ArticleOlan’ny fikarakarana: hamoaka ny tsy nety tamin’ny fifidianana ny Ceni ny 24...
“Tsy mety ny fandotoana befahatany ny Ceni. Efa mijery izahay hoe inona ny tsy mety sy ny lesoka tokony harenina. Havoakanay faobe eto anatrehantsika ny zavatra tsy mety amin’ny 24 janoray izao mba...
View ArticleHo eny amin’ny 13 mey sy ny HCC ny Emmo/Reg
Ho rakotry ny mpitandroi filaminana ny eny amin’ny manodidina ny HCC Ambohidahy, anio tontolo andro, amin’ny hamoahana ny voka-pifidianana ofisialy. Hanomboka amin’ny telo ora tolakandro izany lanonana...
View Article“RDJ Mozika 2018”: miampy hatrany ireo sokajy hifaninanana
Tsy natao hamantarana fotsiny izay mpanakanton’ny taona ny “RDJ Mozika”. Mivelatra amina sokajy maro izany, manaraka ny rivotry ny fivoaran’ny mozika sy ny tontolony. Raha toa ka nirona kokoa tamin’ny...
View ArticleFaribolana Sandratra 30 taona: santarin’ny « Saramba mikalo » ny antsa
Andriambavilanitra 14 ny indray hisantatra ny sehatra amin’ny antsa tononkalo fanaon’ny Faribolana Sandratra ao amin’ny Cercle Germano-malagasy (CGM) tohatohabaton’Antaninarenina. « Saramba mikalo »...
View ArticleFihanaky ny valanaretina: 21 ireo matin’ny kitrotro teto Antananarivo
Mbola mamely ary tsy mifidy asiana ny aretina kitrotro eto Madagasikara. Ho an’ny eto Antananarivo, 21 ireo fantatra fa matin’ity aretina ity tamin’ireo hopitaly telo eto an-dRenivohitra, toy ny etsy...
View ArticleRotary Club International: fitsaboana maimaimpoana ao Antsirabe
Hotanterahina ao Antsirabe ny hetsika fahasalamana maimaimpoana hotanterahin’ny Rotary Club International, ny 26 febroary hatramin’ny 7 marsa ho avy izao. Fantatra izany nandritra fitsidihana...
View ArticleAmbasadaoro Caabi Elyachroutu: « Tanteraka ny fanamby na nisedra olana aza… »
Anisan’ny nivoitra tamin’ny lahatenin’ny ambasadaoron’i Kaomoro, i Caabi Elyachroutu Mohamed, nisolo tena ireo masoivoho vahiny miasa sy monina eto amintsika, ny momba ny fifidianana. “Nanao ezaka...
View ArticleJeneraly Rasolofonirina Béni Xavier: « Andrasantsika am-pitoniana ny...
Hamoaka ny voka-pifidianana ofisialy, anio, ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC). « Amim-pitoniana no iandrasantsika ny voka-pifidianana », hoy ny hafatry ny Praiminisitra Ntsay Christian,...
View ArticleRakotomamonjy Jean-Max: « Miandrandra fiovana ny vahoaka »
« Nifidy ny vahoaka. Miandrandra sahady ny hisitraka ny fiovana atsy ho atsy eo amin’ny lafiny fihatsaran’ny fari-piainany ny sarambabem-bahoaka, ary izany ny anton’ny safidiny. Koa ilaina hatrany ary...
View ArticleRandriambololona Mananjara: « Andeha hampandeferina ny hambompo diso toerana »
« Amin’izao taona vaovao izao, andeha hampandeferina ny hambompo diso toerana sy ny tendrom-po tsy mba namana ary alaviro ny fifanomezan-tsiny sy ny fifampihantsiana fa ny firaisankina no andeha...
View ArticleMinisitra efatra Tim: « Aoka handa ny herisetra…”
Nambaran’ireo minisitra efatra avy amin’ny Tim eo anivon’ny governemanta, omaly, tamin’ny alalan-dRandrianarisoa Guy Rivo fa efa nanao ny fanelanelanana rehetra amin’ireo mpitondra izy ireo....
View ArticleToby Ratsimandrava: voaantso ny mpitarika ny K25
Efa nalefa eny amin’ireo mpitarika sasany eo anivon’ny K25 ny taratasy fiantsoan’ny eo anivon’ny zandary etsy amin’ny Toby Ratsimandrava azy ireo. Voasoratra ao anatin’izany fa tokony hatao famotorana...
View ArticleNoho ny fahantrana: lasa be mpifindra monina ny...
Ankarafantsika, iray amin’ireo valan-javaboahary arovana miisa 43, sokajy voalohany. Miantoka izany fiarovana izany ny Madagascar National Parks (MNP), hisorohana ireo olana isan-karazany ao...
View ArticleFiarovana sy fanaraha-maso ny ao Ankarafantsika
Ho fiarovana ny ao Ankaranfantsika, manao ny asa fisafoana miaraka ny fokonolona, ny mpahay lalàna, ny polisin’ny ala sy ny mpitandro filaminana. Marihina fa nampiakarina ny ezaka fitiliana anatin’io...
View ArticleTetikasa mitentina 316 tapitrisa Ar mahery
Manamafy ny fiaraha-mitantana any ifotony ny MNP, miezaka mitady vahaolana ho fanatsarana ny fiveloman’ny mponina ho mpiara-miombon’antoka feno. Resena lahatra ny mponina fa hahitan’izy ireo tombontsoa...
View Article“Ny rafitra sy ny lalàna no tsy mandeha”
Manao tomban’ezaka isan-taona ny MNP momba ireo faritra arovana sahaniny, hita amina faritra 20. Misy, araka izany, ny fandrefesana ny loza (niveau de menaces) araka ny famaritana iraisam-pirenena avy...
View Article