Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70768

Olan’ny fikarakarana: hamoaka ny tsy nety tamin’ny fifidianana ny Ceni ny 24 janoary

$
0
0
“Tsy mety ny fandotoana befahatany ny Ceni. Efa mijery izahay hoe inona ny tsy mety sy ny lesoka tokony harenina. Havoakanay faobe eto anatrehantsika ny zavatra tsy mety amin’ny 24 janoray izao mba hahafahana manarina”, hoy ny filohan’ny Ceni, Rakotomanana Hery, teny Alarobia, omaly. Notsiahiviny fa efa nisy ny dinika niarahana amin’ireo kandidà nialoha ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70768

Trending Articles