Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70768

Toby Ratsimandrava: voaantso ny mpitarika ny K25

$
0
0
Efa nalefa eny amin’ireo mpitarika sasany eo anivon’ny K25 ny taratasy fiantsoan’ny eo anivon’ny zandary etsy amin’ny Toby Ratsimandrava azy ireo. Voasoratra ao anatin’izany fa tokony hatao famotorana izy ireo ny alarobia izao. Anisan’ny nahazo ny taratasy fiantsoana ny mpanao gazety isany, i Fidel Razarapiera, i Rolly Mercia (Rahajason Harry Laurent). Eo koa ny kandidà […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70768

Trending Articles