![]()
Nambaran’ireo minisitra efatra avy amin’ny Tim eo anivon’ny governemanta, omaly, tamin’ny alalan-dRandrianarisoa Guy Rivo fa efa nanao ny fanelanelanana rehetra amin’ireo mpitondra izy ireo. Anisan’izany ny praiminisitra sy ny minisitry ny Fiarovam-pirenena ary ny filoham-panjakana, manoloana ny tranga miseho eny amin’ny kianjan’ny 13 mey. “Natao tao anatin’ny soatoavina malagasy ho amin’ny fifanajana izany resaka izany. […]