« Amin’izao taona vaovao izao, andeha hampandeferina ny hambompo diso toerana sy ny tendrom-po tsy mba namana ary alaviro ny fifanomezan-tsiny sy ny fifampihantsiana fa ny firaisankina no andeha hampanjakaina amin’ity taona ity. » Io ny kabarin’ny filoha mpisolo toerana ny Antenimierandoholona, Randriambololona Mananjara, tamin’ny lanonana fifampiarahabana noho ny taona vaovao teny Iavoloha, omaly. Fiampitana mankany amin’ny […]
↧