« Nifidy ny vahoaka. Miandrandra sahady ny hisitraka ny fiovana atsy ho atsy eo amin’ny lafiny fihatsaran’ny fari-piainany ny sarambabem-bahoaka, ary izany ny anton’ny safidiny. Koa ilaina hatrany ary entanina ny mpiray tanindrazana rehetra hitandro ny filaminana sy ny fifankatiavana ary ny firaisankina. » Io ny kabarin’ny filohan’ny Antenimierampirenena, Rakotomamonjy Jean-Max, tamin’ny lanonana fifampiarahabana noho ny taona […]
↧