Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70752

Noho ny fahantrana: lasa be mpifindra monina ny valan-javaboaharin’Ankarafantsika

$
0
0
Ankarafantsika, iray amin’ireo valan-javaboahary arovana miisa 43, sokajy voalohany. Miantoka izany fiarovana izany ny Madagascar National Parks (MNP),  hisorohana  ireo olana isan-karazany ao anatin’io tontolon’ny valan-javaboahary arovana io, mirefy…  ao anatin’ny distrikan’Ambato Boeny sy Marovoay, faritra Boeny. Anisan’ny mampiavaka an’Ankarafantsika, izy valan-javaboahary akaikin’ny lalam-pirenena faha-4 (RN4) sy fisian’ireo tanàna manamorona io lalam-pirenena io, mampalalaka ny  […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70752

Trending Articles