Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70753

Ambasadaoro Caabi Elyachroutu: « Tanteraka ny fanamby na nisedra olana aza… »

$
0
0
Anisan’ny nivoitra tamin’ny lahatenin’ny ambasadaoron’i Kaomoro, i Caabi Elyachroutu Mohamed, nisolo tena ireo masoivoho vahiny miasa sy monina eto amintsika, ny momba ny fifidianana. “Nanao ezaka lehibe ny mpiara-miombona antoka tamin’ny fifidianana mba hirosoana amin’izany dingana izany. Tanteraka ihany ny fanamby na teo aza ny olana sy ny fahasoratana nosedraina”, hoy izy tamin’ny fifampiarahabana teny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70753

Trending Articles