Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70745

Fihanaky ny  valanaretina: 21 ireo matin’ny kitrotro  teto  Antananarivo 

$
0
0
Mbola mamely ary tsy mifidy asiana ny aretina kitrotro eto Madagasikara. Ho an’ny eto Antananarivo, 21 ireo fantatra fa matin’ity aretina ity tamin’ireo hopitaly telo eto an-dRenivohitra, toy ny etsy amin’ny hopitalin’ny zaza etsy Tsaralalàna sy ny etsy Befelatanana. Nitondra fanamarihana ny ao amin’ny hopitalin’ny zaza etsy Tsaralalàna fa maro ireo zaza tara vao tonga […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70745

Trending Articles