![]()
Tsy natao hamantarana fotsiny izay mpanakanton’ny taona ny “RDJ Mozika”. Mivelatra amina sokajy maro izany, manaraka ny rivotry ny fivoaran’ny mozika sy ny tontolony. Raha toa ka nirona kokoa tamin’ny mpanakanto malaza nanamarika ny taona iray tamin’ny sanganasany ny “RDJ Mozika” tany am-boalohany, efa nivelatra be kosa izany amin’izao fotoana izao. Saika nahitana sokajy avokoa […]