Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70758

“Ny rafitra sy ny lalàna no tsy mandeha”

$
0
0
Manao tomban’ezaka isan-taona ny MNP momba ireo faritra arovana sahaniny, hita amina faritra 20. Misy, araka izany, ny fandrefesana ny loza (niveau de menaces) araka ny famaritana iraisam-pirenena avy amin’ny IUCN*. Sokajina ho “antonony na manambana” ny loza ao Ankarafantsika hatramin’ny taona 2017. Tanjona ny hampidina izany ho “maivana”, saingy mbola tsy tratra noho ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70758

Trending Articles