Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70783

Mora kokoa ny fiarovana  …

$
0
0
Mbola “tsy faritra mena” ny ao Ankarafantsika, na izany aza, miezaka ny mpitantana ny faritra sy ny mpiara-miombon’antoka rehetra ny hampidina ny loza “manambana” ho “maivana” ; eo koa ny fametrahana lamina matipaika nahazoana fankatoavana avy amin’ireo mpamatsy vola. Mety ho lasa “faritra mena” tokoa anefa izany, raha mitombo hatrany ny mpifindra monina. Noho izany, […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70783