Ratsiraka Rolland : « Ny lalam-pirenena no tena sahanin’ny minisitera »
Nampahalala ny zava-bitany ny minisitry ny Asa vaventy, Ratsiraka Rolland, omaly teto Antananarivo. Nanatrika ny fotoana koa ny teknisianina avy amin’ny orinasa Colas, miampy ireo solombavambahoaka...
View ArticleOIT : miisa 263 ny asa tsy manara-penitra
Nikarakara atrikasa mikasika ny tontolon’ny asa, indrindra ny tsy manara-penitra, omaly teto Antananarivo, ny Fikambanana iraisam-pirenena momba ny asa (OIT). Nandray anjara tao avokoa ny sehatra...
View ArticleFifidianana ben’ny Tanàna : nipetraka ny masontsivan’ny kandidà Tim
Hialana amin’ny savorovoro ? Araka ny loharanom-baovao, nanapa-kevitra ny mpitarika ny antoko Tim, Ravalomanana, sy ny birao nasionalin’ny antoko, tarihin’ny filohany Razoarimihaja Solofonantenaina fa...
View ArticleFifangaroan’ny asam-panjakana sy ny antoko : takin’ny Vitatsika hiala ny...
Fanehoan-kevitra nahitsy sy hentitra. “Mitaky ny hanalana ny lehibehin’ny faritra Vakinankaratra, tsy misy hatak’andro izahay ary mitaky koa ny hanasaziana azy henjana araky ny lalàna », hoy ny filoha...
View ArticleFanomanana fihaonambem-paritra : ampiasan’ny HVM fahefam-panjakana ny asan’ny...
Mitohy ny fomba ratsin’ny antokom-pitondrana. Mampiasa fahefam-panjakana amin’ny ny asan’ny antoko ny HVM… 23 113 000 Ar. Io ny tadiavin’ny antoko eo amin’ny fitondrana, HVM, hanatanterahana ny...
View ArticleFantina sy fintina
Mitohy ny fitokonan’ny mpirakidraharaha. Misy ny vaomiera iombonan’ny sendikà sy ny minisiteran’ny Fitsarana amin’ny fiaraha-mitady vahaolana. Manoloana ny fe-potoana 48 ora omen’ny Hafari Malagasy ny...
View ArticleTambatra : “Aoka tsy hatao fitaovana politika izao voina izao”
“Ahodin’ny mpanao politika sasany ho fitaovana hanararaotana hisehoana izao voina miseho izao. Tsipahinay ny endrika fanararaotana ny fahasahiranana mianjady amin’ny vahoaka, na avy amin’iza na avy...
View ArticleRakotoamboa Jean-Louis : « Hametraka ny fototra demokratika ny...
Miroso ny fanatanterahana ny fampihavanam-pirenena, tarihin’ny FFKM. Inona ny antenaina sy andrasana? Maneho ny fijeriny ny filoha nasionalin’ny antoko Teza, Rakotoamboa Jean-Louis: « Andrasana...
View ArticleMiandry fanazavana ny Seces : niato ny fampianarana teny Ankatso
Niato ny fampianarana teny amin’ny Oniversiten’Antananarivo omaly tontolo andro. Satria fanairana ihany no natao, hiverina hiasa ny mpampianatra anio. Fototry ny olana, namoaka fanambarana ny...
View ArticleZoma faha-13 : tsy hadinon’i Silo ny fotoana
Efa fahazarana ! Tsy mandingana ny zoma faha-13, hanaovana seho izany i Silo, nandritra ny taona maromaro izay. Nentiny niavahana io ary tohiziny hatrany. Fantatra fa manome fotoana ireo mpankafy azy...
View ArticleFiaraha-monina : nitondra fanampiana ny V.M.M
Fikambanana « Vehivavy Miara-Mientana » na V.M.M, ivondronan’ireo vehivavy monina eny amin’ny Faritra avaratr’Ankatso sy “Pépinière”. Fifampizarana traikefa eo amin’ny samy renim-pianakaviana,...
View ArticleMpitandro filaminana anjatony nahetsika :olona 315 nalàna teny...
Niala tamim-pilaminana ihany ny mponina teny Avaratr’Ankatso rehefa tonga ny mpitandro filaminana omaly maraina. Ireo mpitandro filaminana sisa hita mivezivezy eny rehetra eny. Nanomboka tamin’ny 5...
View ArticleEPP Anosipatra : tapa-bolana tsy nanan-kohanina ny traboina
Velon-taraina ireo traboin mitoby ao amin’ny EPP Anosipatrana noho ny tsy fahampian-tsakafo. “Efa ho tapa-bolana izay, tsy afaka misakafo intelo isan’andro intsony izahay”, hoy Razay,...
View ArticleGolf : hisy fifaninanana maro ny “The Trophy 2015 by Orange”
Toy ny fanao isan-taona, miditra amin’ny andiany fahatelo sahady, ny 15 marsa izao, ny fifaninanana eo amin’ny taranja golf karakarain’ny orinasa Orange Madagascar nampitondraina ny anarana “The...
View Article« Hakanton’ny kanto » : notoroana lalana ny mpiantsa
Somary nanatombo kokoa ny isan’ny tovovavy raha oharina tamin’ny tovolahy. Notanterahina omaly tetsy amin’ny foiben’ny vaomieram-pirenena malagasy miara-miasa amin’ny Unesco Behoririka ny “Hakanton’ny...
View ArticleBasikety – Coupe du Président : hangotraka ireo ampahefa-dalana amin’ny...
Tonga amin’ny tsontsori-mamba hisarahana ireo ekipa mpifaninana amin’ny Zone Nord sy Zone Sud amin’ny fifanintsanana amin’ny « Coupe du Président ». Hiditra sahady amin’ny ampahefa-dalana ny lalao...
View ArticleTenisy – «Afrique Junior 2015» : vonona hifaninana i Miary Zo
Rakotondramboa Miary Zo irery no atleta avy eto Madagasikara hiaro ny voninahi-pirenena, any amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, ho an’ny sokajy «junior», tanterahina any Egypta ny 5 – 12...
View ArticleMisaona indray ny zavakanto : nodimandry tampoka i Rida tarika Ny Railovy
Vao tamin’ny alatsinainy teo no fantatra fa nodimandry i Josiane anisan’ny andrin’ny tarika Vetson’Androy. Omaly, nanjombona indray ny tontolon’ny zavakanto malagasy. Nodimandry i Rida tarika Ny...
View ArticleSyndicat des greffiers : la grève continue
Pour autant, le syndicat des greffiers a indiqué, hier, que la grève se poursuivra jusqu’à ce que quelque chose de concrète soit élaborée. En effet, la Primature est intervenue hier matin pour...
View ArticleGestion de l’hygiène menstruelle : des kits d’hygiène distribués dans le Sud
999 kits d’hygiène à jeter et 994 kits d’hygiène lavables ont été distribués aux femmes et aux jeunes filles habitant dans les communes d’Ankililoaka et Miary, district de Toliara II, région Atsimo-...
View Article