Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70313

Fantina sy fintina

$
0
0

Mitohy ny fitokonan’ny mpirakidraharaha. Misy ny vaomiera iombonan’ny sendikà sy ny minisiteran’ny Fitsarana amin’ny fiaraha-mitady vahaolana. Manoloana ny fe-potoana 48 ora omen’ny Hafari Malagasy ny amin’ny tokony hiverenan’izy ireo miasa, tsy manana fahefana hanery ny mpirakidraharaha amin’izany io fikambanana io. Noho izany, mitohy ny fitokonana, araka ny nambaran’ny sendikà.

Nandefa taratasy misokatra any amin’ny filoham-pirenena ny depiote Mapar, voafidy any Morondava, Mamod’Ali Hawell. Nivoitra tamin’izany ny fitsikerana izao fitondrana izao sy ny tsy fandraisany andraikitra ary koa ny tsy fanarahan-dalàna. Tafiditra ao anatin’izany koa ny fanitsakitsahana ny lalàmpanorenana sy ny tsy mbola nijoroan’ny Fitsarana avo (HCJ)…

Cet article Fantina sy fintina est apparu en premier sur NewsMada.


Viewing all articles
Browse latest Browse all 70313

Trending Articles