Fanondranana olona an-tsokosoko : Fiangonana zandriny ao Mahajanga voarohirohy
Vehivavy iray nidoboka am-ponja vonjimaika ao Mahajanga, pasiterana sekta iray nahazo fahafahana vonjimaika, izay voarohirohy ho tompon’antoka tamin’ny fanondranana zazavavikely enin-taona any Kenya...
View ArticleTsy fandriampahalemana : mikaon-doha ireo manambonahitra mitazona fibaikoana
Tanterahina nanomboka omaly, eny amin’ny « Salle d’honneur » Toby Ratsimandrava ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny fivoriambe fanaon’ireo tompon’andraikitra ambony eo anivon’ny...
View ArticleAmpitso ampitso hatrany
« Rahoviana no hitranga ? Asa, angamba atsy ho atsy… ». Tononkiran’ny tarika Mahaleo izany, mitory zavatra andrasana fa tsy mety tonga. Mbola miandry aloha, hatreto ! Hain’ny ankamaroantsika rehetra,...
View ArticleAmbolomadinika : milaza ho mahay mampitombo vola, tratran’ny polisy i Be Mainty
Noraisim-potsiny ! Tratran’ny polisy, afakomaly tao Ambolomadinika Toamasina i Be Mainty sy ny namany. Jiolahy raindahiny amin’ny fanaovana vola sandoka ry zalahy ireto… Saron’ny polisy notarihin’ny...
View ArticleSatan’ny Harena an-kibon’ny tany : nisintaka tao anatin’ny vaomiera ny...
Tsy manaiky ny volavoan-dalàna vaovao hanavaozana ny sata mifehy ny harena an-kibon’ny tany ny mpampianatra mpikaroka, ny Pr. Rajaonson Hugues. Anisan’izany ny fahitany fa tsy hitondra fampandrosoana...
View ArticleAntananarivo Renivohitra : sempotra sy marary maso vokatry ny doro tanety ny...
Mahatsiaro mijaly fa sempotra ireo olona manana aretina sohika vokatry ny setroka be miakatra eto Antananarivo. Na ny salama aza tsy mahazo aina miampy ny hafanana be migaina. Mila manatona dokotera...
View ArticleFantina sy fintina
Hotanterahina, anio amin’ny 5 ora hariva, ny fifidianana ny hisolo tena ny Antenimierampirenena ho eo anivon’ny Ceni. Nanomboka, omaly ary nifarana ny misasakalina teo ny fametrahana ny...
View ArticleFifidianana kaominaly haverina : ho tonga amin’ity herinandro ity ny biletà...
« Ho tonga alohan’ny 30 oktobra ny fahatongavan’ny biletà tokana, na ny avy eo an-toerana na ny avy any ivelany », hoy ny filohan’ny Cenit, Ralaiariliva Ndriana Mamy, teny amin’ny foiben’ny Cenit,...
View ArticleAdy tany eny Androhibe : tsy manaiky ny FLM ny vahoaka
Mifandroritra tany eny Androhibe ny fiangonana loteranina (FLM) sy ny mponina. Fototry ny olana, ny fahazoan’ny FLM ny tany misy kianja fanaovam-baolina. Tanim-panjakana ity iadiana ity, ary nanao...
View ArticleCote d’Ivoire – Fifidianana : 60% ny taham-pahavitrihana
Na teo aza ny savorovoro, nizotra am-pilaminana ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana voalohany tany Cote d’Ivoire, afakomaly. « Tanteraka tao anaty mangarahara sy azo antoka ary tanaty fitoniana...
View ArticleFamitana fifidianana loholona : tratran’ny faneren’ny mpanatanteraka sahady...
Hanao ahoana ny fifidianana loholona? Amboletra… Tratran’ny faneren’ny mpanatanteraka sahady ny Ceni, lazaina ho mahaleo tena. Amboletra hatrany am-boalohany… Manjaka ny kajikajy politika. Tsy mbola...
View ArticleAn-kitsim-po : tsy izy intsony ny vokatra miakatra
Manimba ny fotoam-pamokarana ny toetr’andro ankehitriny, misy fiantraikany amin’ny fambolena isan-karazany. Tsy araka ny tokony ho izy ny vokatra amin’izao fidirana amin’ny fotoam-pahavaratra izao....
View ArticleION 2015 : hitondra fampandrosoana isan-tsehatra ny Tics
Sambany ! Voalohany eto amintsika ny hisian’ny hetsika manodidina ny Teknolojian’ny informatika sy ny fifandraisana (Tics), hasongadina amin’ny seha-pihariana samihafa. Hatao eto Antananarivo ny Indian...
View ArticleTsy faneken’ny tantsaha ny lalàna vaovao : natolotra ny filoham-pirenena ny...
Noraisin’ny filoha Rajaonarimampianina teny Iavoloha, ny zoma lasa teo, ny tsoa-kevitra mikasika ny paiakdy hoentina hampiroboroboana ny sehatry ny fambolena, ny fiompiana ary ny jono. Anisan’ny...
View ArticleSakana amin’ny fampiasam-bola : tsy fahampian’ny fotodrafitrasa sy ny kolikoly
Nanokanana fivoriana, omaly tao amin’ny hotely Ibis, ny fizahana ireo sakana sy loza mampiverin-dalana ny mpampiasa vola avy eto an-toerana sy vahiny. Niara-nikaon-doha nitarika izany fotoana izany ny...
View ArticleSarintany avy amin’ny zanabolana : manampy amin’ny fiarovana ny fitompoana ny...
Fitaovam-piasana ilaina amin’ny fanamarinana ny tany ny sarintany, nalaina avy amin’ny sarintany (Plof). Mampihena ny ady tany ny fampiasana azy ary mifameno aminy ny kisary ataon’ny mpandrefy tany....
View Article« Dihin’ny varika maneran-tany » : fientanan’ny rehetra ny fiarovana ny varika
Hankalazaina ny zoma 30 sy sabotsy 31 oktobra ho avy izao ny hetsika « Festival mondial des lémuriens », na « Dihin’ny varika maneran-tany 2015 ». Andiany faharoa ity hatao ity satria natomboka ny...
View ArticleFitakiana ireo Nosy : hamondron-kery ireo antoko politika
Nampitovy tadin-dokanga. “Vonona hiara-kiasa amin’ireo mitaky ny hamerenana ny Nosintsika eo an-tanan’i Frantsa izahay. Mila ny fampivondronana ny hery izany”, hoy ny avy amin’ny Otrikafo,...
View ArticleFanjifana solika : mandany gazoala be indrindra ny Jirama
Niakatra 6 % ny fandaniana solika eto Madagasikara tamin’ny volana septambra teo, araka ny fanadihadiana nataon’ny OMH (Office malgache des hydrocarbures). Tena nahitana fanjifana be indrindra ny...
View ArticleFiaraha-miasan’ny Shell sy SGS : arahi-maso ny kalitaon’ny solika amidy
Mitondra fanavaozana ny Vivo energy Madagascar, mitantana ireo toby fivarotan-tsolika Shell. Ny atao amin’izany, fanaraha-maso ny kalitaon’ny solika amin’ny alalan’ny fandefasana “fiara laboratoara”...
View Article