Quantcast
Channel: Newsmada
Browsing all 70676 articles
Browse latest View live

Rallye Total FMMSAM : hisantatra azy ny «ES» amin’ny alina

 Hotontosaina ny 15 – 17 mey izao ny “Rallye Total”, karakarain’ny klioba FMMSAM. Dingana voalohany amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara. Hiavaka, tsy toy ireo rehetra teo aloha, ity...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Harena an-kibon’ny tany any Antsirabe : hosintonina ny 50%-n’ny fahazoan-dalana

Sambany ! Nanofa trano hatramin’izay ny Biraon’ny sora-pananana amin’ny harena an-kibon’ny tany (BCMM) any Antsirabe. Vokatry ny fifampiraharahana tamin’ny kaominina Antsirabe I, nahazo tany ity...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Alaotra – Mangoro : Concert pascal en #Photos

Concert pascal avec Solo Mianadahy,Francis Turbo et Kapepeky à  Manakambahiny-Ouest (Alaotra_Mangoro) 6_Avril_2015  

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fihaonana an-tampony any Jakarta : nametraka fanamby ny filoha

 « Goavana ny fanamby atrehin’i Madagasikara eo amin’ny lafiny fiharian-karena, toetr’andro sy ho fanatsarana ny fari-piainan’ny mponina. Tanjonay, mba ho firenena miroborobobo manana ny toerany. Te...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Vokatry ny fiakaran’ny hafanana : ho ringana avokoa ny akorandriaka amin’ny 2050

Mihazakazaka kokoa ny fahasimban’ny tontolo an-dranomasina miohatra amin’ny aty an-tanety. Antony ny fiakaran’ny hafanan’ny planeta tany. 50% ! Efa potika sy ringana avokoa ny antsakasaky ny harambato...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Rakotomanga Eric : « Tsy hay sady tsy voafehin’ny mpitondra ny...

 Hatramin’izao, tsy hita be ihany ny amin’ny fitantanam-panjakana. Maneho ny fijeriny ny filoha nasionalin’ny AKFM, Rakotomanga Eric: « Efa hita mazava fa tsy finiavana avy amin’ny fanjakana loatra ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Tabera Randriamanantsoa : « Tsy handray anjara amin’ny fampihavanana ny CRN »

 « Raha manohintohina ny FFKM ny fanjakana, fa tsy ho amin’ny tombontsoam-pirenena: tsy ekenay hidirana izany” hoy ny sekretera jeneralin’ny Komity fampihavanam-pirenena (CRN), Tabera Randriamantsoa,...

View Article

Asa vava fa tsy vava asa

Miasa, hono, izao fitondrana izao. Misitraka inona amin’izany ny vahoaka? Mitsara ny tsirairay: efa foana ve, ohatra, ny fitsaram-bahoaka etsy sy eroa? Na matoky ny fitondrana ny vahoaka… Mby aiza ny...

View Article


Taratasin’ny eveka ho an’ny FFKM : « Politika no misongadina amin’ny...

« Misy hevitra mifangaro ary mahalasa eritreritra amin’ny fampihavanam-pirenena.«  Io ny taratasy fangataham-panazavana nalefan’ny Fivondronamben’ny eveka, tamin’ny fivorian’izy ireo teny Antanimena,...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Haino aman-jery : hiverina hisokatra ny radio Fahazavana

 Tsy ho ela intsony rehefa nandalo dingana samihafa. Hisokatra sy hiverina handeha indray ny radio Fahazavana, araka ny nambaran’ny loharanom-baovao eo anivon’ity onjampeo ity, omaly. “Nahazo taratasy...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

YLTP 2015 : Lancement, passation de fanion #Photos

YLTP 2015 : Lancement, passation de fanion  

View Article

Ambohidahy : notsipahin’ny HCC ny fanonganana ny depiote Mapar

 Mazava ny fanapahan-kevitry ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) etsy Ambohidahy manoloana ny fangatahan’ny vovonana Mapar, omaly. Tsy azo noraisina ny fanonganana ireo depiote voalaza fa...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Indonezia sy i Madagasikara : nanazava ny toeran’ny vehivavy ny vadin’ny filoha

 Nitondra fanazavana sy namelabelatra ny anjara toeran’ny vehivavy malagasy. Noraisin’ny mpanjakavavy sady loholon’ny Repoblika, GKR Hemas, ny vadin’ny filoham-pirenena, Rajaonarimampianina Voahangy,...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fifaninanana Ecoclip : tanora 10 namokatra horonan-tsary momba ny fampandrosoana

Notoloran’ny Orange finday misy fakana horonantsary ny mpifaninana mendrika 10 tao anatin’ny fifaninanana momba ny fampandrosoana maharitra (Ecoclip), omaly teny Ankorondrano. Namolavola ny tetikasa ny...

View Article

Mahajanga : nampiofanina ny mpampianatry ny SOS Village d’enfants

Nisy ny atrikasam-piofanana nifarimbonan’ny Unesco sy ny SOS Village d’enfant tao amin’ny Alliance française Mahajanga, hatramin’ny alatsinainy teo. Mikendry ny hampiakatra ny traikefan’ireo mpanabe...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Minisitra Rabary Paul : « Tsy manome toromarika politika mihitsy ny tenako ho...

 Nisy fivoarana ny tontolon’ny fanabeazana amin’izao fotoana izao eto amintsika, hita taratra ihany fa tsy mitovy ny zava-misy eny amin’ny tanàn-dehibe sy ny ambanivohitra. Mitondra ny heviny koa momba...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Beach soccer : nakotroka ny fitsenana ny Barea

 Tafaverina eto an-tanindrazana, omaly, ny Barea de Madagascar, avy niatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika (Can 2015), taranja beach soccer. Fifaninanana norombahin’i Madagasikara ka nahazoany...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Hoy izy ireo:

Claude Barabé (mpanazatra Barea) : Tsara ny fanomanana, nahay nandray ireo taktika koa ny mpilalao ka tonga ho azy ny fahombiazana. Nanampy betsaka anay ny fisian’ilay Cosafa, nialoha ny Can. Nanaja ny...

View Article

Rock Heavy Gasy : 15 taona ny tarika Rheg

Ny alahady 26 avrily izao, manomboka amin’ny 2 ora tolakandro ao amin’ny Dôme RTA Ankorondrano. Hanamarika ny faha-15 taona niorenany ny tarika Rheg (Rock Heavy Gasy). “Seho hanomezana sary tsara ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Finday hiaka farany : efa amidy ny Galaxy S6 sy ny Galaxy Edge

Tsy tara amin’ny hiaka farany isika ! Nampahafantarina omaly, tetsy amin’ny foiben’ny Orange Madagascar etsy Ankorondrano, fa efa amidy eto amintsika ny finday raitra Galaxy S6 sy ny Galaxy S6 Edge....

View Article
Browsing all 70676 articles
Browse latest View live