Dihy soratra: nomena tombony ireo mpikatroka eo amin’ny dihy
“Festival” iray noforonin’ny kaompania Rary, tamin’ny taona 2012, ny “Dihy soratra”. Niavaka ny tamin’ity taona ity, satria nomena tombony tamin’ireo fizarana traikefa sy fahalalana ireo mpisehatra sy...
View ArticleOrtana: hotsidihina manokana ireo tendrombohitra masina
An-taony ny nanatontosan’ny Ofisim-paritry ny fizahantany eto Analamanga (Ortana) ny tsidi-bohitra an-tongotra ary mbola hitohy izany, amin’ity taona ity. Ankoatra izany anefa, namolavola hetsika iray...
View ArticleFikambanana Fitia: nampiana ny vehivavy sivy manana tetikasa
Nandritra ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenana hanamarihana ny zon’ny vehivavy tany Mahajanga, ny faran’ny herinandro lasa teo, nisy ny valan-dresaka « Viavy mahavita azy ». Vehivavy dimy no nijoro...
View ArticleHitondra fampandrosoana: hovana ny toeran’ny vehivavy
Nanamarika ny Andro ho an’ny vehivavy tamin’ny fanomezana fitaovana ho an’ny foibe centre sembana mijoro eny Analamahitsy ny vadin’ny praiministra, i Léa Ntsay, ny faran’ny herinandro lasa teo. Nisy...
View ArticleFifidianana depiote: mila olom-baovao hatrany ifotony ny fanovana
Mafimafy, sarotsarotra… ny fametrahana ny antontan-taratasy firotsahan-kofidina depiote amin’izao, hifarana rahampitso. Hanao ahoana? Maro ny mety ho antony toy ny tsy fitovian-kevitra eo anivon’ny...
View ArticleBoriborintany V: kandidà tsy miankina Raharijaona
Nirotsaka depioten’ny tsy miankina Raharijaona Hary. « Nisy ny toky nifanaovana tamin’ny vahoakan’ny boriborintany fahadimy hatrany am-boalohany, ny hampandany ny filoha Rajoelina. Tanteraka izany,...
View ArticleCeni: « Misy antony mampihisatra ny firotsahan-kofidina »
« Tsy mbola afa-kilaza isika hoe vitsy tanteraka na hoe tsy mazoto ny kandidà depiote » hoy ny filoha lefitry ny Ceni, Rakotonarivo Thierry. 74 ireo kandidà efa nahavita nametraka ny...
View ArticleDistrikan’i Brickaville: hamaha ny olan’ny mponina i Mamitiana
Naneho fahavononana hamaha ny olan’ny mponina ao amin’ny distrikan’i Brickaville ny ben’ny Tanàna Anivorano Est, Razafinantoanina Mamitiana. Anisan’ny mampitaraina ny mponina ny fahatarana eo amin’ny...
View ArticleFantina sy fintina
Tsy anisan’ny kandidà natolotry ny TGV/Mapar intsony Ratsivalaka Michéle. Ho fantatra amin’ity anio ity ny ho kandidàn’izy ireo eo anivon’ny boriborintany I. Mbola mijanona ho kandidàn’ny Tim kosa ny...
View ArticleRatsimbazafy:« Depiote Tim roa ho an’Atsimondrano »
Niseho vahoaka amin’izay ary mitetika hahazo depiote roa. Natao tetsy Anosizato, ny asabotsy teo ny fampahafantarana ny kandidàn’ny Tim eny Atsimondrano. « Nahazo ny tsodranon’ny ben’ny Tanàna ety...
View ArticleSemi-marathon – «Madagascar 2019»: norombahin’i Mampitroatse sy i Seheno...
Nosokafana, tamin’ny fifaninanam-pirenena «semi-marathon», ny taom-pilalaovana 2019 ho an’ny taranja fototra atletisma. Nandrombaka izany, ny atleta avy amin’ny polisim-pirenena (Cospn) sy ny 3FANS ....
View ArticleGolf: hifanampy amin’ny federasiona ny Yellow
Nikarakara hetsika mahakasika ny golf, tetsy amin’ny Galaxy Golf, ny federasiona malagasy sy ny Yellow, omaly alahady. Fihaonana sy adi-hevitra, nijerena miaraka ny tontolon’ity taranja ity, sy ny...
View ArticleHitsy toraka: mibaiko !
Mahavaka ny saina, ny maheno fa tsy mbola manana ny toerana maha izy azy, ny mpanazatra eto Madagasikara. Tsy amin’ny taranja iraisana ihany fa amin’izy rehetra mihitsy. Mbola misy mibaiko ny...
View ArticleFiba 33 Afrique: laharana fahefatra i Dago
Namoaka ny filaharan’ireo firenena afrikanina 15 voalohany, amin’ny filalaovana basikety ho an’olona telo na Fiba 33 Afrique. Mitana ny laharana fahefatra, i Madagasikara, ary manana isa, 670.319....
View ArticleTsipy kanetibe – «Mada doublette mixte»: norombahin’i Tsiory sy i Balotte ny...
Vita, omaly tetsy amin’ny kianja CBT Mahamasina, ny fifaninanam-pirenena ho an’olon-droa miaraka, lahy sy vavy “doublette mixte”, eo amin’ny taranja tsipy kanetibe. Norombahin’i Tsiory sy i Balotte ny...
View ArticleRugby – Fanomanan-tena CCOI 2019: lavon’ny Cnaps Sport ny FTM Manjakaray
Manohy ny fahombiazany hatrany ary mandravarava mihitsy ny Cnaps Sport Rugby, amin’izao fotoana izao. Taorian’ny nandreseny ny TFA Anatihazo, herinandro lasa izay, mbola nazerany ihany koa ny FTM...
View ArticleKitra – «Mada 2019»: voatazon’ny JSMS sahala ny Ajesaia
Ny sabotsy lasa teo, vao nanomboka ny andro voalohany amin’ny fifanintsanana hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, ho an’i Mahajanga. Anisan’ny vokatra tsy nampoizina ny...
View Article“Urban Trail »: 4 000 mahery ny mpihazakazaka andrasana
Toy ny fanao isan-taona, tonga indray ny andiany faha-5 amin’ilay hetsika antsoina hoe “Urban Trail”, karakarain’ny klioba Rotary mivondrona eto Antananarivo. Fifaninanana hotanterahina ny 14 avrily...
View ArticleYannick Boulay: namoha ny tantaran’i Suberbieville
Mahaliana, tsara ho fantatra ny voarakitra ao anatin’ny boky, mitondra ny lohateny hoe “A la recherche de Suberbieville-Cité perdue de Madagascar”, nosoratan’i Yannick Boulay. Mamoha tantara ary...
View ArticleToliara: filohan’ny oniversite Dr Razafiarison
Dr Razafiarison no lany nandritra ny fifidianana ho filohan’ny oniversiten’i Toliara, ny alakamisy lasa teo. Efatra ny kandida nifaninana fa izy no nandrombaka ny fandresana. Tombony mihoatra amin’ny...
View Article