Ny sabotsy lasa teo, vao nanomboka ny andro voalohany amin’ny fifanintsanana hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, ho an’i Mahajanga. Anisan’ny vokatra tsy nampoizina ny nitazonan’ny JSMS Diana, ady sahala 1 sy 1 ny Ajesaia Bongolava. Ry zareo, Diana aza no nampiditra ny baolina voalohany vao nanasahala, ny Ajesaia. Marihina fa tsy vita […]
↧