Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70783

Hitondra fampandrosoana: hovana ny toeran’ny vehivavy

$
0
0
Nanamarika ny Andro ho an’ny vehivavy tamin’ny fanomezana fitaovana ho an’ny foibe centre sembana mijoro eny Analamahitsy ny vadin’ny praiministra, i Léa Ntsay, ny faran’ny herinandro lasa teo. Nisy koa famelabelaran-kevitra momba ny lohahevitra « Zo sy andraikitry ny vehivavy ho an’ny fampandrosoana » sy diabe manodidina ny lapa. « Mahavita zavatra betsaka ny vehivavy fa mila matoky […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70783

Trending Articles