![]()
Mafimafy, sarotsarotra… ny fametrahana ny antontan-taratasy firotsahan-kofidina depiote amin’izao, hifarana rahampitso. Hanao ahoana? Maro ny mety ho antony toy ny tsy fitovian-kevitra eo anivon’ny antoko na vondrona politika, ny paipaika sy ny kajikajy politika, ny fahasahiranana amin’ny famoriana ireo taratasy ilaina… Amin’izany, ny fitadiavana kandidà iombonana, raha mbola azo atao, no tena mahabe resaka; mampiady […]