![]()
Nirotsaka depioten’ny tsy miankina Raharijaona Hary. « Nisy ny toky nifanaovana tamin’ny vahoakan’ny boriborintany fahadimy hatrany am-boalohany, ny hampandany ny filoha Rajoelina. Tanteraka izany, saingy tsy mbola iny ny tanjona ary tsy mbola vita ny tolona amin’ny hitondrana ny feon’ireo vahoaka mivondrona ao amin’ny IRD », hoy izy teny Fort-Duschène, ny asabotsy teo. Manaiky ny fandaminan’ny antoko […]