« Tsy mbola afa-kilaza isika hoe vitsy tanteraka na hoe tsy mazoto ny kandidà depiote » hoy ny filoha lefitry ny Ceni, Rakotonarivo Thierry. 74 ireo kandidà efa nahavita nametraka ny antontan-taratasiny. Na izany aza, mihisatra ny fametrahana izany. Efa toe-tsain’ny Malagasy ny miandry fotoana farany. Ho hita eo ny anio sy rahampitso. Eo ny lafiny politika […]
↧