![]()
Vita, omaly tetsy amin’ny kianja CBT Mahamasina, ny fifaninanam-pirenena ho an’olon-droa miaraka, lahy sy vavy “doublette mixte”, eo amin’ny taranja tsipy kanetibe. Norombahin’i Tsiory sy i Balotte ny fandresena, tamin’izany. Resin’izy ireo teo amin’ny famaranana ry Ando sy Radoko. Tamin’ny isa, tery 13 no ho 11 no nandrombahan’izy ireo ny fandresena, tamin’ity. Niady ary tena […]