![]()
Nikarakara hetsika mahakasika ny golf, tetsy amin’ny Galaxy Golf, ny federasiona malagasy sy ny Yellow, omaly alahady. Fihaonana sy adi-hevitra, nijerena miaraka ny tontolon’ity taranja ity, sy ny hanatsarana izany, ho fanomanana ny fifaninanana iraisam-pirenena, hatao eto Madagasikara, ny volana novambra, ho avy izao. Nisy ihany koa ny fifampizarana traikefa teo amin’ireo olona manana ny […]