Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70671

Toliara: filohan’ny oniversite Dr Razafiarison 

$
0
0
Dr Razafiarison no lany nandritra ny fifidianana ho filohan’ny oniversiten’i Toliara, ny alakamisy lasa teo. Efatra ny kandida nifaninana fa izy no nandrombaka ny fandresana. Tombony mihoatra amin’ny hafa ny fahatanorany sy ny fahavononany hanao zavatra ka nahazoana izao fandresena izao satria nisy toeram-pianarana sasany nametraka azy ho voalohany. Taorian’ny fahafantarana ny vokatra, nanambara izy […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70671

Trending Articles