Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70716

Fambolena: hisy fiaraha-miasa amin’i Korea Atsimo sy Israely

$
0
0
Firenena roa hanampy an’i Madagasikara eo amin’ny sehatry ny fambolena : I Korea Atsimo sy Israely. Nisy fiaraha-nidika tao amin’ny minisitera mpiahy eo Anosy, hanatanterahana izany fiaraha-miasa izany, ny faran’ny herinandro teo,  Vonona hanampy an’i Madagasikara eo amin’ny sehatry ny fambolena ny Koreanina Tatsimo. Hahamora ny fiaraha-miasa, mangataka an’i Madagasikara hiditra ao amin’ny tambajotra afrikanina […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70716

Trending Articles