Fambolena: hisy fiaraha-miasa amin’i Korea Atsimo sy Israely
Firenena roa hanampy an’i Madagasikara eo amin’ny sehatry ny fambolena : I Korea Atsimo sy Israely. Nisy fiaraha-nidika tao amin’ny minisitera mpiahy eo Anosy, hanatanterahana izany fiaraha-miasa...
View ArticleIvato – Ambositra: tratra ny vato quartz 675 gony, mitentina 2 miliara Ar
Vato Quartz 675 gony milanja 30 t noentin’ny fiara vaventy roa avy any Ambatofinandrahana tratra tao Ivato, distrikan’Ambositra, ny herinandro lasa teo. Fiaraha-miasan’ny zandary any an-toerana sy ny...
View ArticleFananganana fotodrafitrasa vaovao: mitaky mangarahara ny fikambanana « Miaro...
Mangataka fanazavana amin’ny fitondram-panjakana ny fikambanana « Miaro ny Tany », faritra Analamanga, ny amin’ny tetikasan’ny fanjakana ho fananganana fotodrafitrasa vaovao. Inona avy ny karazana...
View ArticleHoronantsary fanadihadiana: naneho fialantsiny ny IBC
Efa mikaroka ny marina ary naneho fialan-tsiny. Resabe hatramin’ny omaly hariva tao anatin’ny tambajotran-tserasera ny fanadihadiana iray nandeha tamin’ny fahitalavitra tsy miankina iray, IBC....
View ArticleMadagasikara sy ny Nosy Maorisy: hiara-kiasa eo amin’ny fizahantany sy ny...
Vita sonia, omaly tatsy Maorisy ny fifanaraham-piaraha-miasa telo sosona eo amin’i Madagasikara sy ity Nosy ity. Nialohavan’ny fisaorana nataon’ny Praiminisitra Pravind Jugnauth tamin’ny fanohanan’i...
View ArticleSeranantsambon’ i Toamasina: 72 kaontenera feno sakafo lany daty
Misy miketrika te hanaparitaka sakafo lany daty indray eto Toamasina sy any amin’ny faritra hafa mihitsy, fantatra fa hararaotina amin’izao ankatoky ny fampielezan-kevitra ho an’ny fifidianana izay ho...
View ArticleFikarohana sy amponga: hampiranty etsy amin’ny AFT Ragasy
Anisan’ny mpanakanto sady mpikaroka andrarezina eo amin’ny tontolon’ny amponga Ragasy. Karazany maro no efa vitany sy noforoniny… Hampiranty azy ireny Ragasy atsy ho atsy. Karazana amponga maro,...
View Article« Zara revy »: hampiaina seho ankalamanjana i Samöela
Raha mbola endri-pampisehoana sy endri-pialamboly, efa nataon’i Samoëla avokoa. Tontosany ny seho goavana amina toerana fanaovana fampisehoana malaza. Tsy mitsahatra ihany koa mifanakaiky amin’ny...
View ArticleMinisiteran’ny Fanabeazana: entanina hiditra amin’ny sekoly teknika ny...
« Entanina ny ray aman-dreny handefa ny zanany vavy hanohy fianarana eny amin’ny ivontoeram-pampianarana teknika satria afaka miatrika asa avy hatrany ny mpianatra nivoaka avy eny », hoy ny minisitry...
View ArticleOniversiten’Antananarivo: lany ho filoha ny Pr Ravelomanana Mamy
Pr Ravelomanana Raoul Mamy, mpahay toekarena, mpampianatra ao amin’ny Fakiolten’ny toekarena sy ny fitantanana ary ny fiarahamonina. Izy no lany ho filoha vaovaon’ny Oniversiten’Antananarivo. Izy no...
View ArticleIndray mijery
Nanolotra vola mitentina 100.000 dolara na manodidina ny 400 tapitria Ar ho an’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka ny governemanta maorisianina. Fantatra izany, nandritra ny dian’ny delegasiona...
View ArticleFakafaka: mila mitandrina mba tsy ho voafitaka !
Niainga teo amin’ny kabary, mandalo amin’ny dihy, mipaka hatraty amin’ny mozika. Izay mbola hanaraka ao aoriana, tsy fantatra. Misokatra etsy sy eroa ny sekoly fampianarana ireo zavakanto sy...
View ArticleFametrahana firotsahan-kofidina: « Mila miezaka ny kandidà », hoy ny Ceni
Hifarana anio amin’ny 5 ora hariva ny fametrahana ny antontan-taratasy firotsahan-kofidina ho solombavambahoaka. Tsy misy fihemorana… « Mila miezaka ny kandidà », hoy ny Ceni. « Raha mbola mihemotra...
View ArticleBoriborintany V: kandidàn’ny TGV/Mapar Raholdina Naivo mivady
Hiray lisitra voalohany sy faharoa ary samy kandidà atolotry ny TGV/Mapar Raholdina Naivo sy ny vadiny, Hanitriniana Fanantenana. Niseho vahoaka tetsy Ankerana izy ireo, omaly ary nampahafantatra...
View ArticleRajoelina Mialy: « Manana ny toerany ny vehivavy… »
Anisan’ireo nanatrika ny fihaonan’ny vehivavy mpandraharaha etsy amin’ny Nosy Maorisy ny vadin’ny filoha, Rajoelina Mialy, omaly. Naneho ny fahavononany hatrany hanamafy ny fandraisany anjara amin’ny...
View ArticleSampandraharahan’ny Asa: nahazo fitaovana ny ao Boeny
Nitsidika ny sampandraharaham-paritry ny asam-panjakana sy ny asa tao Boeny ny minisitra Ramampy Gisele, ny faran’ny herinandro teo. Tsy nitondra tanam-polo ny tenany fa nitondra fitaovana toy ny...
View ArticleRakotomanga Eric: « Stratejika be ny Antenimiera ka samy manao paikady… »
« Tsy mbola mifanaraka ireo hoe antoko lehibe na vondrona antoko lehibe, satria tsy foto-kevitra no niarahana hatramin’izay fa toerana. Mazava tsara fa stratejika be ny Antenimierampirenena, ka samy...
View ArticleMadagasikara-Nosy Maorisy: loza mitatao raha hiverenana ny ZES any Ehoala
Amin’izao fitsidihan’ny filoha Rajoelina Andry any Maorisy izao, milaza ny maha zava-dehibe ny tokony hisian’ny fikaonan-doha eo amin’ny fanjakana sy ny mponina ny Craad –Oi (1) mialoha ny handraisana...
View ArticleAirtel – « Sim M’Lay »: hanalefahana ny fahasahiranan’ny mpanjifa
Nanomboka omaly ny « Bonus 100 % » mandritra ny telo volana, tolotra vaovao avy amin’ny Airtel, avy amin’ny fampiasana « Sim Airtel M’Lay ». « Natao indrindra izao tolotra izao hanampiana ny mpanjifa...
View ArticleTolotra API: manohana ny sehatry ny trano ny banky SGM
Nampahafantarina ny mpanjifa, nanomboka ny herinandro lasa teo, ny tolotry ny banky Société générale Madagasikara (SGM), ny fisokafan’ny birao manokana mikarakara ny fampindramam-bola ho an’ny lafiny...
View Article