Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70839

Fametrahana firotsahan-kofidina: « Mila miezaka ny kandidà », hoy ny Ceni 

$
0
0
Hifarana anio amin’ny 5 ora hariva ny fametrahana ny antontan-taratasy firotsahan-kofidina ho solombavambahoaka. Tsy misy fihemorana… « Mila miezaka ny kandidà », hoy ny Ceni.  « Raha mbola mihemotra io, hampisavoritaka ny tetiandro izay efa napetraka handrafetana ny fanomanana ny fifidianana solombavambahoaka. Raha ny fanirian’ny Ceni, tokony hanao ezaka ny kandidà tsirairay avy. Tsy tokony hihemotra ny 12 […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70839

Latest Images

Trending Articles