![]()
Amin’izao fitsidihan’ny filoha Rajoelina Andry any Maorisy izao, milaza ny maha zava-dehibe ny tokony hisian’ny fikaonan-doha eo amin’ny fanjakana sy ny mponina ny Craad –Oi (1) mialoha ny handraisana fanapahan-kevitra, raha hiverenana ny ZES (2) kasaina hatao any Ehoala, Taolagnaro. Mampahatsiahy ny fisian’ny fifanarahana teo amin’ny governemanta maorisianina sy malagasy, ny taona 2016, ny foibe […]