Mangataka fanazavana amin’ny fitondram-panjakana ny fikambanana « Miaro ny Tany », faritra Analamanga, ny amin’ny tetikasan’ny fanjakana ho fananganana fotodrafitrasa vaovao. Inona avy ny karazana fotodrafitrasa hatsangana sy ny vola hoentina hanaovana izany ary ny fepetra ho raisina momba ireo olona hesorina amin’ny toerany ? Iza avy no hahazo tombontsoa amin’ny tetikasa manomboka amin’ny fanorenena ka hatramin’ny fahavitan’ny […]
↧