Efa mikaroka ny marina ary naneho fialan-tsiny. Resabe hatramin’ny omaly hariva tao anatin’ny tambajotran-tserasera ny fanadihadiana iray nandeha tamin’ny fahitalavitra tsy miankina iray, IBC. Notontosaina vahiny izany ary ahitana fanadihadiana momba ny vatana ka nitarika ady hevitra maro, satria maneho sary miboridana. Nilaza ny tomponandraikitr’ity haino aman-jery ity raha nanontaniana momba izany fa tsy nanao io […]
↧