![]()
Anisan’ireo nanatrika ny fihaonan’ny vehivavy mpandraharaha etsy amin’ny Nosy Maorisy ny vadin’ny filoha, Rajoelina Mialy, omaly. Naneho ny fahavononany hatrany hanamafy ny fandraisany anjara amin’ny ady amin’ny fiarovana ny zon’ny vehivavy sy ny fanomezan-danja ny vehivavy eo anivon’ny tokantrano sy ny fiarahamonina ny lahateniny. “Manana anjara toerana lehibe ary mandray anjara biriky mavitrika ny vehivavy […]