![]()
Anisan’ny mpanakanto sady mpikaroka andrarezina eo amin’ny tontolon’ny amponga Ragasy. Karazany maro no efa vitany sy noforoniny… Hampiranty azy ireny Ragasy atsy ho atsy. Karazana amponga maro, nokarohina tao anatin’ny taona ela… Hampiranty sy hampahafantatra azy ireo Ragasy, ny 1 avrily ka hatramin’ny 6 avrily izao, ao amin’ny AFT Andavamamba. « Ho hita ao avokoa ireo […]