![]()
Mahaliana, tsara ho fantatra ny voarakitra ao anatin’ny boky, mitondra ny lohateny hoe “A la recherche de Suberbieville-Cité perdue de Madagascar”, nosoratan’i Yannick Boulay. Mamoha tantara ary mampahafantatra izany, indrindra ny taranaka aty aoriana, ity boky ity. Tsy inona akory fa ny mahakasika ny tantaran’Antanimbary, ao amin’ny distrikan’i Maevatanàna, no voalaza ao. Heverina fa vitsy […]