Antanimasaja Mahajanga : mitokona tsy mety mihinan-kanina ny… apostoly...
Niakatra tany amin’ny fitsarana Mahajanga, omaly, ry Tatandraza sy ny namany, toa an’ny maître Sanga. Fanakorontanana sy fitazonana olona tsy ara-dalàna ny nanenjehana azy ireo tamin’izany. Voalaza fa...
View ArticleTselatra
Notazonin’ireo dahalo ary tsy nomen’izy ireo mihitsy ny fatin’ny sefom-pokontany ao Bemagnily, kaominina Ankalalobe Belo sur Tsiribihina nandritra ny fanafihan-dahalo ny herinandro teo. Novonoin’ny...
View ArticleInspecteur Général Randimbisoa Blaise : «Tsy andeferana ny mpitandro...
Nilaza ny minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny inspecteur général Randimbisoa Blaise, fa tsy handefitra mihitsy amin’ny mpitandro filaminana mandika lalàna. Tsikaritra ihany izany tamin’ny fisamboran’ny...
View ArticleAnkadikely Ilafy : mandry an-driran’antsy ny mponina
Velon-taraina ireo mponina ao amin’ny fokontanin’Ambohitrarahaba Andafiavaratra, kaominina Ankadikely Ilafy manoloana ny firongatry ny asan-jiolahy. Araka ny fijoroana vavolombelona nataon’ireo...
View ArticleFilohan’ny Antenimierampirenena : « Mila vahaolana haingana ny...
Mahatsapa ny fahasahiranam-bahoaka ve ny mpitondra? Mila vahaoana haingana izany, raha ny nambaran’ny filohan’ny Antenimierampirenena. « Raha tsy ahitana vahaolana haingana izao olana izao, hiitatra...
View ArticleFiloha Rajaonarimampianina : « Fotoana ifanomezan-tanana izao »
« Zon’ny olona ny maneho ny heviny, ny mangataka », hoy ny filoha Rajaonarimampianina, tamin’ny mpanao gazety teny Ambohibary Ambalavao, Antananarivo Atsimondrano, omaly momba ny fitokonan’ny...
View ArticleKaominina Ivato : kandidan’ny Tim i Penjy
Lanieran’ny Tim eny ifotony ao amin’ny kaominina Ivato fa i Penjy Randrianarisoa no hatolotry izy ireo ho Ben’ny tanàna. Afaka hanarina ny fahavoazana mahazo ity kaominina ity ny tenany araka ny...
View ArticleTakaitran’ny tondra-drano : nanampy an’Ampasika Avaradrano ny Vot
« Miaina ao anatin’ny sarotra sy fiainana henjana ireo mponina eny Ampasika Avaradrano. Saika traboina avokoa izy ireo ary tena mitondra faisana sy tsy misy mpijery. Tsy afaka nitazam-potsiny izahay...
View ArticleFizahantany Vakinankaratra : tratra ny 85%-n’ny tanjona
Notanterahin’ireo mpikambana 56 ao amin’ny Ofisim-paritry ny fizahantany Vakinankaratra (ORTVA) ny zoma 20 febroary teo tao amin’ny Hôtel H1 Vatofotsy Antsirabe ny fivoriambe fanaony isan-taona....
View ArticleFanaraha-maso ny asa : manome 72 ora ny fanjakana ny mpiasa
Miitatra! Mitokona, nanomboka omaly koa ny mpiasa ao amin’ny Fanaraha-maso ny asa (inspection de travail). Nanao fihetsiketsehana izy ireo teo amin’ny biraon’ny Fanaraha-maso ny asa, tetsy Antsahavola....
View ArticleHanao «service minimum» ny mpiasan’ny Trésor : handray karama ihany ny...
Hiverina hiasa ny mpiasan’ny Tahirimbolam-panjakana manomboka anio. Nisava ny ahiahin’ny manan-draharaha, noho izany, satria handray karama ihany ny mpisotro ronono sy ny mpiasam-panjakana ary ny...
View ArticleFahatapahan-jiro ao Toamasina : « Vokatry ny halatra herinaratra », hoy ny...
Mazava ny nambaran’ny talem-paritry ny Jirama fa manana tanjaka herinaratra hatramin’ny 23,750 Mw ny tanànan’ i Toamasina. Ny 23,005 Mw ihany anefa ny filàn’ny mpanjifa amin’ny ara-dalàna fa mangalatra...
View ArticleToliara : niakatra ho 600 Ar ny vidin’ny mofodipaina
Niakatra ho 600 Ar izao ny vidin’ny mofo iray aty Toliara, renivohitry ny faritra Atsimo Andrefana, raha 500 Ar teo aloha. “Noho ny fiakaran’ny vidin’ireo akora fanamboarana mofo no nahatonga izany”,...
View ArticleFananan-tany : mitohy ny fitokonana
Tsy mbola miasa ny sampandraharahan’ny fananan-tany. Hanao tatitra ny fihaonan’ireo sendikà telo amin’ny mpiasa rehetra izy ireo anio taorian’ny fihaonana tamin’ny tompon’andraikitra samihafa...
View ArticleBesarety : nohavaozin’ny WMG ny toeram-pidiovana, wc, paompy
“Mihevitra ny hafa izahay”. Io ny teny filamatry ny fikambanana Wednesday Morning Group (WMG). Raha ny marina, tsy mijanona eo amin’ny fiheverana izy ireo fa miasa mihitsy ho an’ny mpiara-belona ka...
View ArticleTraboina eny Soavina : nanolotra masomboly sy fitaovana ny minisitra Ravatomanga
Hanonerana ! Tsy nitazam-potsiny ny minisiteran’ny Fambolena manoloana ny tranga mahazo ireo traboina tratry ny todra-drano eto amintsika. Nisantarana izany ny eny Soavina Atsimondrano, satria...
View ArticleIvon-gazety malagasy : misokatra ny fifaninanana saripika
Nisokatra ny alahady teo ny fisoratana anarana sy ny fandefasana sary amin’ilay fifaninanana saripika, karakarain’ny ivon-gazety malagasy etsy Antsakaviro. Tanjon’ny hetsika ny hanatsarana ny...
View Article« Tsy miova aho » : ho entin’i Bodo an-tsehatra
25 taona an-tsehatra. Mandeha ny fotoana, fa mijanona amin’ilay nankafizan’ny maro azy hatrany i Bodo. Izay angamba no dikan’ilay hoe « Tsy miova aho » ? Io mantsy no lohatenin’ilay rakikira vaovao,...
View ArticleAndohatapenaka : traboina 3 200 omena sakafo mahavelona isan’andro
Nijery ifotony ny fandaminana ny fandraisana an-tanana ny traboina eny Andohatapenaka ny mpanao gazety, niaraka amin’ny mpiandraikitra ny Ofisim-pirenena misahana ny fanjarian-tsakafo (ONN), omaly...
View ArticleTarika Social Fusion : nodimandry i B
Birakoyé, na fantatra amin’ny hoe B. Tsy Malagasy izy fa teratany malianina, mpiangaly ny zavamaneno ravaka sy ny karazan’amponga. Izy irery koa no vahiny ao anatin’ilay tarika Social Fusion. Fantatra...
View Article