Alliance d’Ambodivona : exit la liste unique pour les communales !
La situation est claire du côté de l’Alliance d’Ambodivona. Pour les prochaines communales, les partis politiques qui le constituent ne procéderont pas à la présentation d’une liste unique, d’après les...
View ArticleIls sont prévenus !
Considéré comme un objet de convoitise dans le cadre des élections communales, le poste de maire n’est pas de tout repos, comme le laisse penser les politiciens. Il ne suffit pas de s’installer sur le...
View ArticleTonga masiaka !
“Dieny mbola tsy forehitra ny trano, avoahy ny entana ary apetraho ny aro afo”. Fiteny tranainy fandre any « an-tanàna » io. Tsy haka lavitra fa aleo izay ohatra eto Vohitsara sy ny manodidina no...
View ArticleAvaratr’Ankatso : tsy maintsy apoaka ireo vatobe, manda tsy mety hiala ny...
Sahirana ireo tompon’andraikitra sy ny mpitandro filaminana, omaly. Manda tsy mety hiala ny tranony ireo mponina manodidina ireo vatobe atahorana hihotsaka, eny Avaratr’Ankatso. Tsy maintsy hapoaka...
View ArticleTsy matahotra an’Andriamanitra !
Nirongatra indray tato ho ato ny fitsaram-bahoaka. “Tsy matoky ny mpitandro filaminana sy ny fitsarana ny olona e”!. “Vonoina no mety amin’ireny mpangalatra ireny satria tsy vitan’ny maka ny tsy...
View ArticleRano, fahadiovana sy fidiovana : betsaka ny fanamby tsy vitan’ny fanjakana
Notanterahina omaly tetsy amin’ny Panorama Andrainarivo ny atrikasa fandravonana ireo fakan-kevitra tany amin’ny faritra mikasika ny fanatsarana ny tontolon’ny fahazoana rano fisotro madio sy ny...
View ArticleOniversite : hanao fitokonana fanairana ny Seces anio
Hitsahatra tsy hampianatra avokoa ny mpampianatra mpikaroka eny amin’ny Oniversite mpikambana ao anatin’ny Seces eto Antananarivo sy Antsiranana manomboka anio. Hetsika fanairana ny anio ary miankina...
View ArticleEPP Ambohibary SabNam : tsy ampy ny fanafody hitsaboana ny traboina
Araka ny nambaran’ny dokotera miandraikitra ny fahasalaman’ireo traboina, ao amin’ny EPP Ambohibary Sabotsy Namehana, omaly, tsy maharaka ny fanafody ao an-toerana. Efa lany ny tahiry ka mila...
View ArticleBesarety : tovolahy iray tsy nahatsiaro tena nihotsahan’ny trano
Trano iray indray ny nirodana teny Besarety. Soa ihany fa tsy namoizana ain’olona. Na izany aza, tovolahy iray tototry ny trano. Mbola manaraka fitsaboana, ary tsy nahatsiaro tena ilay tovolahy iray,...
View ArticleFanampiana ny traboina : samy manao izay ho afany ny orinasa
Sakafo ! Io amin’ny ankapobeny no tena fanampiana fototra ilain’ny traboina, raha ny nambaran’ny ao amin’ny BNGRC. Manatitra vary sy kojakoja ilaina andavanandro ny ankamaroan’ny fikambanana sy...
View ArticleTselatra
Olona valo nosamborin’ny GSIS tany Mananara Avaratra, voalaza fa tompon’antoka tamin’ny famonoana sy fandorana olona. Izany hoe, ireo olona tompon’antoka tamin’ny fanaovana fitsaram-bahoaka izany....
View ArticleFanatanjahantena : atleta telo indray maty
Misaona ny tontolon’ny fanatanjahantena frantsay. Atleta telo mianadahy mianaka, nanana ny lazany, indray maty, ny alatsinainy lasa teo tany amin’ny faritanin’i Rioja, Arzantina. Anisan’izany, ilay...
View ArticleNifampitadiavana nandritra ny 3 volana : tratra tany Maroantsetra i Bary,...
Voasambotry ny polisin’ny BC sy ny Sag tany Maroantsetra, ny alatsinainy 9 marsa 2015 hariva teo i Bary Dominique, mpamilin’i Andry Rakotovao, iray voarohirohy ho isan’ny tompon’antoka tamin’ny...
View ArticleFantina sy fintina
Mitaky ny faritany mizaka tena ny mpizaika sasany tamin’ny fihaonambem-paritra ho an’ny fampihavanana natao tany Boeny. Araka izany, mitaky izy ireo ny handaminana ny drafitra tokony hapetraka...
View ArticleFananan-tany sy ny fitsarana : nanome 48 ora ireo mpitokona ny Hafari
Tsy nitsitsy fitenenana. “Manome 48 ora ireo mpiasan’ny fananan-tany sy ireo mpirakidraharahan’ny fitsarana manao fitokonana hiverina hiasa izahay. Tsy ny fitondram-panjakana no mizaka ny vokatry ny...
View ArticleMpirakidraharaha : mo mafy ary mety haharitra ny fitokonana
Mihenjana ny minisiteran’ny Fitsarana. Mitohy ny fitokonan’ny mpirakidraharaha, ho mafy sy mety haharitra… « 12 ny solontena avy amin’ny minisiteran’ny Fitsarana tonga teny Anosy, afakomaly, fa tsy...
View ArticleAlaotra Mangoro : « Fampihavanana aloha…”
« Aoka isika tsy ho kivy. Tsy misy mafy tsy laitran’ny zoto. Hiroso amin’ny fifidiana isika aorian’ny fampihavanana fa matokia”, hoy ny depiote Andriamasimanana Auréline, nanoloana ny...
View ArticleTanora tsy tara – Inona no tsara sy mety ? : ireo tokony ho fantatra amin’ny...
Lamaody ho an’ny tanora, tsy maintsy ho an’ny antitra. Sady haingo no fanehoana ny fiavahana ny fandokoam-bolo. Misy ny mankasitraka, ao ny mankahala… Tsara ve sa ratsy ny mandoko volo ? Ny valin’izay...
View ArticleAdy amin’ny fanondranana an-tsokosoko : nofanin’ny Anglisy ny mpisehatra...
Hanamafisana ny fahaiza-manaon’ny Malagasy, nofanin’ny mpiasan’ny ladoany anglisy roa lahy ireo mpisehatra amin’ny lafiny tontolo iainana, hiatrehana ny ady amin’ny fanondranana an-tsokosoko ny...
View ArticleLalao Telma sms : nisy nahazo ny lokabe
Nosarihina ny alatsinainy teo ny ampahany tamin’ny loka amin’ny lalao Telma SMS. Tsiahivina fa nanomboka ny 16 febroary ary tsy hifarana raha tsy amin’ny 15 marsa ho avy izao ity lalao ity, ary...
View Article