Fantina sy fintina
Notsipahin’ny HCC indray koa ny volavolan-dalàna momba ny fitsipika hampandehanana ny Antenimierandoholona sy ny momba ny fifidianana azy ireo na hanendrena ireo parlemantera ireo. Nivoaka, omaly ny...
View ArticleFilohan’ny SMM, Andrianjafimahery Alphonse : « Antoky ny ady amin’ny kolikoly...
Fanambin’ny governemanta amin’izao fotoana izao ny ady amin’ny kolikoly eo anivon’ny fitsarana. Maneho ny fijeriny ny filohan’ny Sendikàn’ny mpitsara eto Madagasikara (SMM), Andrianjafimahery...
View ArticleToamasina I : 17 ireo mety ho kandidà ben’ny Tanàna
Mandeha ny kajikajy amin’ny fifidianana ben’ny Tanànan’ i Toamasina I. Telo ny vehivavy hirotsaka. Eo ny kandidà tamin’ny fifidianana depiote, efa mpanolotsaim-paritany tamin’ny governoran’ i Lahady...
View ArticleAntananarivo Renivohitra : mitsipaka fizarazarana ny Tim
Mbola nanamafy hatrany. “Tsotra ny anay, tsy tokony hisy ary tsy azo ekena mihitsy ny fizarazarana kaominina maromaro ny kaominina iray, indrindra fa Antananarivo Renivohitra”, hoy ny depiote Tim sady...
View ArticleFitantanam-bolam-panjakana : tsy manaiky ny harom-bilanin’ny HVM ny depiote
Nijoro na samy hafa loko aza noho ny volam-bahoaka. “Toherinay marindrano ny baiko na toromarika hamoahana vola ao amin’ny tahirimbolam-panjakana ka natao hamelomana antoko iray… Lalàna efa tapaka...
View ArticleTale jeneralin’ny Bianco : « Fantatra ny mpanondrana andramena fa ilàna porofo »
Hatramin’izao, mitohy hatrany ny fanondranana andramena an-tsokosoko.Fantatra ny mpanao izany fa ilàna porofo, raha ny nambaran’ny tale jeneralin’ny Bianco. « Ny tena mpanao kolikoly amin’ny fanondrana...
View ArticleFampihavanan’ny FFKM : nilaza ho tsy niala ry Zafy
Nitondra fanitsiana ny vaovao niely efa herinandro mahery. « Tsy niala tamin’ny fampihavan’ny FFKM fa nisintaka fotsiny ny Pr Zafy”, hoy i Tabera Randriamanantsoa, omaly tamin’ny haino aman-jery....
View ArticleHanohanana ny kolontsaina : nanolotra 247 tapitrisa Ar ny Japoney
Mitohy hatrany ny fanohanan’ny governemanta japoney ny tontolon’ny kolontsaina. Vita sonia, ny alatsinainy teo teny amin’ny oniversiten’Antananarivo, ny fifanarahana mikasika ny fanomezany fanampiana...
View Article«Ligue des champions Europe» : resin’ny FC Barcelone ny Manchester City
Resen’ny FC Barcelone tamin’ny isa 2 noho 1ny Manchester City, teo amin’ny lalao ampahavalon-dalana mandroso, amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa «Ligue des champions 2015», taranja baolina...
View Article« Anoka amin’ny soratra miteny » : hipoka ny efitrano malalaky ny Unesco
Fifaninanana mamaky tononkalo sy sombin-tantara ho an’ny 6 taona no ho miakatra. Notanterahina, omaly tetsy amin’ny foiben’ny vaomieram-pirenena miara-miasa amin’ny Unesco Behoririka, ny “Anoka amin’ny...
View ArticleCOM : tsy mbola afaka mandray ny asany ny ekipan’i Siteny
Miandry. Hatreto, tsy mbola nitondra fanazavana na/sy nilaza ny heviny tamin’ilay fifidianana sy ny voka-pifidianana teo anivon’ny Komity olympika malagasy (Com), notanterahina ny 21 febroary teo,...
View ArticleKitra vehivavy : noroahina ny mpanazatran’ny Barea
Tsy mety mitraka mihitsy ny baolina kitra eto Madagasikara. Tsy lahy tsy vavy fa resy hatrany izay miatrika lalao iraisam-pirenena. Ny mpanazatra hatrany no lasibatra amin’izany. Taorian’ny...
View ArticleIKM : ho “Herinandron’ny valiha” io herinandro io
Sambasamba ! Hotontosaina eto an-dRenivohitra, ny 3 hatramin’ny 7 marsa izao, ny « Herinandron’ny valiha ». Hetsika karakarain’ny Ivontoeran’ny kolontsaina malagasy (IKM) etsy Antsahavola....
View ArticleModernisation de l’armée malgache : seuls les Etats-Unis y croient
Les Etats-Unis veulent changer le visage de l’armée malgache. Après les événements politiques qui se sont succédé ces dernières années, et dans lesquels cette dernière a été fortement impliquée, le...
View ArticleLu ailleurs : «La fièvre du 4×4» s’est emparée des députés malgaches
L’indignation est grande à Madagascar depuis que les 151 députés de la chambre basse du Parlement réclament des véhicules 4×4 payés gracieusement par le contribuable. L’Union européenne, l’un des...
View ArticleLoi organique sur le Sénat : la HCC déboute le président de la République
Le temps est révolu. La Haute cour constitutionnelle (HCC) joue pleinement dorénavant son rôle de garant du respect de la Constitution. Sa décision, hier, de juger non conforme à la Constitution des...
View ArticleEPP Anatihazo Isotry : une table-banc pour quatre élèves
L’école primaire publique (EPP) située dans le quartier d’Anatihazo Isotry est en difficulté depuis cette année scolaire, notamment au niveau des matériels. La majorité des tables-bancs mises à la...
View ArticleInfractions au code de la route : le retrait de permis effectif au mois de mars
Les infractions au code de la route constituent, entre autres, une des principales causes des embouteillages. De ce fait, la commission mixte de contrôle routier et de retrait de permis de conduire...
View ArticleNdrina Mamy Ralaiariliva (Cenit) : appel à la vigilance des membres de l’Ovec
La Commission électorale nationale indépendante pour la transition (Cenit) ne ménage pas ses efforts dans la préparation des futures élections. Dans cette optique, les membres des Organes de...
View ArticleBrèves
Réconciliation nationale : soutien des Etats-Unis au FFKM Le gouvernement américain a émis un avis favorable pour soutenir le Conseil œcuménique des églises chrétiennes de Madagascar (FFKM) dans la...
View Article