Avec des pincettes
Lorsque le sentiment de patriotisme anime réellement un être humain, il peut agir de manière à ce que personne ne puisse imaginer. C’est pour cela peut-être que nos aïeux ont fini par se sacrifier lors...
View ArticleLe gouvernement fait chanter le Trésor public : la tête de Robimanana O. ou...
Depuis trois semaines, le Trésor public fait l’objet de pression, de dénigrement, d’acharnement de tout genre et de menace de la part de l’Exécutif. Ce dernier veut que le Trésor public débloque la...
View ArticleAux abonnés absents !
Loin de la déclaration du président de l’Assemblée nationale (AN), Jean Max Rakotomamonjy, lors de sa déclaration de patrimoine à la HCC, les députés n’ont pas suivi ses pas alors qu’il a assuré que...
View ArticleFitondrana mangarona !
Nalaza tany anaty tononkiran’ilay Razoky izay ny filazana fa misy fitondrana mangarom-bilany. Zava-doza eo amin’ny tany ama-monina izany tratry ny tondro-molotra ho mpangarom-bilany izany. Ny olona...
View ArticleAmpitovio ny tadin-dokanga!
Roso ny dia… Mety ho lasa andro tsy fiasana kanefa andraisan-karama ny fanamarihana ny Taom-baovao malagasy isan-taona manomboka ny 21 marsa izao. Miovaova tsy mba toy ny taom-baovao gregoriana mantsy...
View ArticleIlanivato, Ampefiloha Ambodirano : nitokona nanapaka ny lalana teny...
Nahartra ora maromaro ny fahatapahan’ny lalana eny Andohatapenaka noho ny fitokonan’ireo mponina traboina eny Ampefiloha Ambodirano, omaly. Niditra an-tsehatra ny Emmo/Reg nandrava ireo mpitokona…...
View ArticleFamonoana vazaha : mpiandry fonja atao famotorana.
Manao ranolava amin’ izao fotoana izao ny famotorana sy fanadihadina ataon’ny polisy amin’ ny fikarohana ny tena fototry ny famonoana ilay vazaha teratany frantsay manambady vehivavy malagasy, monina...
View ArticleLa Réunion Kely : olona roa matin’ny hatsiaka sy ny ranobe miakatra
Nahafaty olona roa teny La Réunion kely ny orambe nikija. Matin’ny hatsiaka sy ny rano niakatra ireo namoy ny ainy. Mbola mitohy ny voka-dratsin’ny orana eto amintsika. Nahafatesana olona roa izany...
View ArticleAdy amin’ny fahantrana : hiara-kiasa ny minisiteran’ny Mponina sy ny SCA
Noraisin’ny talen’ny kabinetran’ny minisiteran’ny Mponina, omaly teny Ambohijatovo, ny Société civile en action (SCA) izay notarihin’ny mpandrindra ankapobeny, Rafanomezantsoa Jean Nirina....
View ArticleFisolokiana : lasa fitsarana raharaha ady madio ny olana
Nivoaka, omaly, ny didy avy amin’ny fitsarana momba ilay raharaham-pitsarana nahatafiditra ny anabavin’ny depiote iray malaza eto amin’ny tanàna. Navadiky ny fitsarana ho any amin’ny ady madio ny...
View ArticleMaternité Befelatanana : vita ny toeram-pandraisana ny ankizy nohararaotina
Hametrahana rafitra iray manokana handray an-tanana ny zaza niharan’ny fanararaotana ara-nofo na fanolanana ao amin’ny Hopitaly fiterahana eo Befelatanana. Horaisin’ny mpitsabo manana ny fahaizana...
View ArticleVokatra tsy manara-penitra : manjaka ny gaboraraka
Mitobaka ny vokatra mampiahiahy ! Tsy fantatra intsony ny tena fanaraha-mason’ny fanjakana sy ny tompon’andraikitra manoloana ny vokatra tsy manara-penitra eto amintsika. Amin’ny sehatry ny fambolena...
View ArticleTsimbazaza : mpivady maty nihotsahan’ny trano
Tao anaty torimaso lalina ireto mpivady vao 20 sy 22 taona monja no maty nihotsahan’ny trano, teny Tsimbazaza. Afakomaly tokony ho tamin’ny 12 ora sy sasany alina tany ho any no nitrangan’izany, tao...
View ArticleTeren-dRakotovao Rivo sy ny namany hamoaka 40 miliara Ar… : mandrahona...
Nitraotra ny mpiasan’ny Tahirimbolam-panjakana (Trésor), omaly, ary nanambara fa tsy hilefitra ary mety handray fepetra henjana, manoloana fitsabahana, arahana fandrahonana sy ny faneriterena ataon’ny...
View ArticleMbola hiharatsy ny andro ? : hanahirana ny famatsiam-bary amin’ity taona ity
Iaraha-mahita fa tena mafy ny rotsak’orana tamin’ity fotoam-pahavaratra ity. Vokany, tsy maintsy hiantraika any amin’ny fambolem-bary izany, miafara any amin’ny famatsiana ho an’ny malagasy iray...
View ArticleEPP Ambohitrimanjaka : nanolotra koba ny ONG AID Madagascar
Nanolotra koba notovonana (misy ireo singa ilain’ny vatana) antsoina hoe koba idealy ho an’ny mpianatra 121 ao amin’ny EPP Ambohitrimanjaka, omaly, ny fikambanana AID Madagascar. Koba 25 kg ny...
View ArticleHarena an-kibon’ny tany : miandrandra antoka ho an’ny fampiasam-bola i Frantsa
Noraisin’ny minisitry ny Harena stratejika sy ny solika, Lalaharisaina Joeli Valérien, ny delegasiona notarihin’ny ambasadaoro frantsay miasa eto amintsika, Sem. François Goldblatt, ny talata teo teny...
View ArticleMikija ny orana : manambana an’Antananarivo ny tondra-drano
Omaly, nampilaza ny loza manambana ho an’ny lemak’Antananarivo ny tompon’andraikitra ao amin’ny Apipa. 3,95 m ny haavon’Ikopa eo amin’ny mari-drefin’i Bevomanga. Mbola hiakatra ny rano ao anatin’ny 12...
View ArticleTetikasa “Fanantenana ho an’ny ankizy” : ankizy 250.000 haverina an-tsekoly
Vita omaly tetsy Ivandry ny sonia fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena sy ny Human Network International (HNI) ary ny Pact Madagascar. Miompana amin’ny tetikasa...
View ArticleZaka tsara : mitsapatsapa sy miraparapa…
Tsy milamina ny tontolo politika, na toa mangingina ratsy aza. Tsy arakaraka ny hoe tsy fisian’ny mpanohitra ara-dalàna, tsy mahita ravin’avaratra hatramin’izao, ny raharaha. Mandeha irery sy manao ny...
View Article