Brickaville : tratran’ny zandary ny iray amin’ireo jiolahy naka an-keriny...
Mitohy hatrany ny fikarohana sy ny fandravan’ny zandary ireo tambajotrana mpanao kidnapping, tompon’antoka tamin’ny fakana an-keriny an’i Arnaud sy Annie zanaka mpandraharaha iray ao Toamasina....
View ArticleFitsarana Tampony : averina hohadihadiana indray ilay mpitsara voarohirohy
Mihazakazaka ny toe-draharaha! Hiatrika ny fanadihadian’ny mpitsara indray ny mpitsara Jacquis amin’ny alatsinainy. Mitohy ny famotorana azy. Andanin’izany, tsy mbola niakatra teny amin’ny fitsarana...
View ArticleIreo 42 voafidy ho loholona
Faritany Antananarivo: Randriambololona Mananjara (HVM) Rason Vola Hanta (HVM) Ravelomanantsoa Léon Richard (HVM) Randriamanantsoa Jafetra (HVM) Ramahavalisoa Hanitra Eliane (HVM) Ramahavalisoa Hanitra...
View ArticleAnkazoabo Atsimo : tifi-danitra tamin’ny Kalach, voaroba ny magazay lehibe
Taorian’ny nialan’ireo miaramila mpampandry tany, nisesisesy ny famakiana magazay. Mitaintaina indray ny vahoaka ao Ankazoabo noho izany. Lasibatra indray ny mpivarotra entana any an-toerana. Magazay...
View ArticleFilohan’ny HCC : « Mila atao tsara ny asa amin’ny fifanarahana andraikitra »
« Tena lehibe amin’ny fifanarahana andraikitra ny fandraisana andraikitra. Manana andraikitra izay napetraky ny firenena aminy ny andrimpanjakana rehetra: atao tsara izay andraikitra izay. » Io ny...
View ArticleFitantanana ny tanànan’Antananarivo : hampiditra ireo mpivarotra ho...
Nitondra vahaolana. Nivoitra tamin’ny fifanakalozan-kevitra eo amin’ny mpanolotsain’ny Tanànan’Antananarivo sy ny lefitry ny ben’ny Tanàna, Harison Gabriel, omaly tetsy Analakely, ny fitantanana ny...
View ArticleFijoroan’ny andrimpanjakana : hivory voalohany, amin’ny herin’ny talata, ireo...
Handray ny asany avy hatrany tsy ho ela. Hivory voalohany ireo mpikamban’ny Antenimierandoholona, ny talata faharoa aorian’ny famoahan’ny HCC ny voka-pifidianana ofisialy. Raha tsy misy ny fiovana,...
View ArticleOlan’ny Jirama any Atsimo : mizara rano fisotro madio ny orinasa SAMS
Manoloana ny fahasimban’ny milina mpanosika ranon’ny Jirama, efa ho roa volana izay, manome rano fisotro madio ho an’ny vahoaka ao amin’ny fokontany Amborogony sy Betania ny orinasa SAMS. Fanampiana,...
View ArticleFitandroana ny fahadiovana : homena « label » ny gargotier mahafa-po
Hanisa ny mpikarakara sy mpivarotra sakafo masaka isaky ny boriborintany ny sampandraharaha misahana ny fitiliana sy ny kalitaon’ny sakafo amin’ity taona ity. Hiara-hiasa amin’ny tomponandraikitra...
View ArticleRanobe ao Mampikony : olona iray maty nianjeran’ny trano
Mafy ny vokatry ny rotsak’orana be nijojo tany amin’ny faritra Sofia sy Boeny. Sahiran-tsaina ny vahoaka manoloana ny fahavoazana satria rava ny fananana rehetra, lasan’ny rano. Nisy rahateo ny aina...
View ArticleBaiboly : feno 45 taona ny FMMB
Mankalaza ny faha-45 taona nijoroany ny Fikambanan’ny mpiara mamaly ny Baiboly (FMMB) etsy Antaninarenina. Hisy hetsika maro hotanterahina entina hanamarihana izany taon-jobily izany. Fikambanana...
View ArticleLemaka Bas Mangoky : hitarina ny tohana avy amin’ny Bad
Manohana sehatra maro ny Banky afrikanina ho an’ny fampandrosoana (bad). Anisan’izany ny fampandrosoana eny ambanivohitra amin’ny lafiny fambolena sy ny fandraharahana aminy (agribusiness) ny angovo,...
View ArticleVinaninkarena : misokatra ny fandaharanasa « Avelao ny zazavavy hianatra »
Natomboky ny talen’ny Corps de la paix Carrie Hessler-Radelet ny alakamisy teo tany Vinaninkarena Antsirabe ny fandaharanasa « Avelao ny zazavavy hianatra« . Antony iray nisafidianana an’i...
View ArticleFari-dranomasina : ho fanaraha-maso ny foibe CFIM
Hapetraka eto amintsika, ao amin’ny Tour Orange Ankorondrano, ny foibe iray fampifandraisana sy fanangonam-baovao rehetra ny amin’ny fifamoivoizana an-dranomasina (Centre de fusion d’informations...
View ArticleAntsirabe : hiaka-tsehatra ao amin’ny Afa i Pit Léo
Iray amin’ireo tanora maro manan-talenta vao misandratra eo amin’ny sehatry ny kanto ao andrenivohitr’i Vakinankaratra i Beera Mahandry, fantatra amin’ny hoe Pit Léo, amin’ny maha mpanakanto azy. Mivoy...
View ArticleLaza avy any ampita
Nifanotofana ny nanome voninahitra farany an’i René Angélil, vadin’i Céline Dion, nodimandry ny 14 janoary teo, tany Los Angeles Etazonia. Nosokafana ho an’ny olon-drehetra ny bazilika ao Montréal...
View ArticleMpanoratra sy asa soratra taona 2016 : hanatevina ny hetsika fanaony ny Havatsa
Havatsa-Upem, fikambanana anisan’ny zokiny indrindra eo amin’ny fikajiana sy fampivelarana ny tontolon’ny asa soratra. Marobe ny hetsika efa natao tao anatin’izay taona marobe niorenany izay....
View ArticleRofia, tandrok’omby, vatosoa,… : tazanim-potsiny ny akora fototra aondrana...
Tsy manana politika mazava iarovana ny akora fototra eto amintsika ny fanjakana. Tsapany tsara anefa fa ny fototry ny mampandroso ny seha-pihariana mampiasa azy ny akora fototra, nefa ny firenena any...
View ArticleMinisiteran’ny Fanatanjahantena (MJS) : tsara ny vokatra, mafy ny asa miandry
Tsy nisalasala ny minisitry ny Fanatanjahantena, Andriamosarisoa Jean-Anicet, nilaza tamin’ny mpanao gazety, fa fahombiazana no azon’ny minisitera notantaniny, raha nanao jery todika ny taona 2015 ny...
View ArticleTeny ananona teny
Ireo mpikambana ao amin’ny Ceni, nanatrika ny famoahana ny voka-pifidianana, omaly, izay efa nanaiky ny fisian’ny fahadisoana…. Saingy ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana ihany no tompon’ny...
View Article