

Ireo mpikambana ao amin’ny Ceni, nanatrika ny famoahana ny voka-pifidianana, omaly, izay efa nanaiky ny fisian’ny fahadisoana….

Saingy ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana ihany no tompon’ny teny farany.

Fotoan’ny fambolen-kazo izao, nahavita ny adidiny ihany koa ny olom-pirenena.