Telo volana faharoa : ady mafy anaty fotoana fohy
Ny telo volana faharoa no mafy indrindra eo amin’ny taom-pianarana. Fohy ny fotoana ianarana, kanefa hanenjehana ny lesona rehetra. Ao anatin’ny telovolana faharoa ny mpianatra rehetra ankehitriny. Io...
View ArticleLalàna momba ny fananan-tany : “Miankina amin’ny tetikasa ny fampanofàna...
Nisokatra omaly eny amin’ny CCI Ivato, hifarana rahampitso ny atrikasa fanamafisana ny lalàna momba ny fananan-tany. Voakasika ao anatin’izany ny tany, ala ary ny jono. Tompon’antoka voalohany, ny...
View Article« Any ampianaran’ny mpanoratra » : manome aina ny fampianarana teny frantsay
Namoaka boky torolalana ho an’ny mpampianatra maniry ny hanao atrikasa miompana amin’ny fanoratana amin’ny teny frantsay miaraka amin’ny mpianatra ny Institut Français à Madagascar (IFM) sy ny...
View ArticleCEG, Ambalahasina – Maroantsetra : nivarotra ny vatsiny avokoa ny mpianatra
Tsy milamina ny fampianarana ao amin’ny CEG Ambalahasina vokatry ny zavatra ataon’ny talen-tsekoly. Manaitra ny sain’ny tomponandraikitra ny mpianatra hijery akaiky ny zava-misy Sahiran-tsaina ireo...
View ArticleIndray mijery
Hotanterahina ny 19 sy 20 febroary izao eto Antananarivo ny fihaonamben’ny mpamatsy vola miantsehatra amin’ny ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo aty amin’ny faritry ny ranomasimbe Indianina. Iarahana...
View ArticleHosodoko : ranty hanampiana ny sahirana
Hanatontosa fampirantiana ireo sanganasany manodidina ny 30 isa eny amin’ny Galerie Hai-Kanto, ao amin’ny toerana misy ny Multiplex, i Michel Randria, mpanao hosodoko efa fanta-daza hatrany ivelany,...
View ArticleVolana febroary sy marsa : mbola hitombo ny rotsak’orana
Raha ny vinavinan’ny mpamantatra ny toetr’andro etsy Ampandrianomby, ho betsaka ny rotsak’orana amin’ity volana febroary ity sy amin’ny volana marsa ho avy io. Ho voakasik’izany indrindra ireo faritra...
View ArticleFifidianana COM : tsy manapaka ny lisitry ny mpifidy ny CEO
Nitondra fanazavana mikasika ny lisitry ny mpifidy amin’ny fifidianana eo anivon’ny Komity olympika malagasy izay mahatonga resabe ankehitriny ny Komity mpanomana ny fifidianana. Nambaran’izy ireo fa...
View ArticleVolley : nodimandry i Feno, mpilalaon’ny GNVB Espoir
Miasaona ny tontolon’ny volley-ball malagasy, indrindra ny klioba Gendarmerie Nationale Volley-Ball Espoir na GNVB Espoir. Nodimandry tampoka, omaly maraina, ny mpilalao iray eo anivon’ity klioba ity,...
View ArticleAtletisma – Toamasina : manao fitiliana ny eo anivon’ny Ascut
Efa ho roa volana izay no nikarakarana fifaninanana eo amin’ny atletisma teny anivon’ireo sekoly maro ao Toamasina. Ny asabotsy 21 febroary izao no hifarana ity fifaninanana ity. Araka izany,...
View ArticleAmélioration de l’éducation : un plan d’action en cours de confection
La qualité de l’enseignement à Madagascar devrait être améliorée afin que la future génération puisse avoir un avenir meilleur. C’est dans cette optique que, récemment, les techniciens du ministère de...
View ArticleLutte contre le trafic de bois précieux : le tribunal spécial en bonne voie
« Annoncée depuis la période de transition par l’ordonnance 2011/001, et réitérée par le Premier ministre comme faisant partie de la politique générale de l’Etat lors de sa dernière rencontre avec les...
View ArticleÉducation numérique : la distribution de tablettes se poursuit
Madagascar a opté depuis cette année à la vulgarisation de l’éducation numérique dans les écoles publiques. Ces dernières ont été désormais dotées de tablettes numériques. Entamée depuis l’année...
View ArticleRésorption du délestage : Enelec au four et au moulin
Le problème rencontré par la Jirama dans la production d’électricité est en phase de résorption. Les prestataires y sont pour beaucoup, dont le principal, à savoir ; la société Enelec. Pour précision,...
View ArticleElargissement de la réconciliation nationale : le FFKM a pied d’œuvre
Le Conseil œcuménique des églises chrétiennes de Madagascar (FFKM) a convié une fois de plus les principaux chefs de file dans le processus de réconciliation nationale. De ce fait, une réunion s’est...
View ArticleDéclaration de patrimoine : les députés HVM manquants
Si les membres du gouvernement commencent peu à peu à effectuer leur déclaration de patrimoine, ceux de l’assemblée nationale restent hésitants. D’après la liste publiée par la HCC, le total des...
View ArticleConseil du gouvernement : l’organisation générale de 7 ministères modifiée
Le Conseil du gouvernement qui s’est déroulé hier à 9h au palais de Mahazoarivo, a décidé la modification de l’organisation générale de 7 ministères. Il s’agit notamment du ministère auprès de la...
View ArticleBrèves
Communes : la liste définitive publiée avant le 5 mars Dans le cadre des préparatifs pour les futures Communales, le ministre de l’Intérieur et de la Décentralisation, Olivier Mahafaly a tenu hier à...
View ArticleRégion de Vakinankaratra : promotion des secteurs économique et touristique
La région de Vakinankaratra est actuellement en pleine mutation. La ville d’Antsirabe en particulier a des atouts dans les secteurs économique et touristique. Afin d’attirer plus de visiteurs, la...
View ArticleSecteur pétrolier : Sterling Energy à la dernière étape d’exploration
Sterling Energy a déclaré, lundi dernier, dans son rapport d’activité, qu’il est à la dernière étape dans le processus d’approbation pour l’exploration de ses blocs dans les régions d’Ambilobe et...
View Article