Quantcast
Channel: Newsmada
Browsing all 70753 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Mozika rap: nampiray  ny sehon-dry Abdo Bra

Tsy mihemotra, miroso hatrany ny tolona ho an’ny mozika hip hop, na dia somary nangingina aza noho ity valanaretina ity… Tontosa ny sehon-dry Abdo Bra sy ireo mpiangaly ny mozika rap, tetsy amin’ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

FAPBM: faritra arovana manokana Ambodivahibe sy Ibity

Nisitraka famatsiam-bola avyamin’ny FAPBM (Fondation pour les aires protégées et la biodiversité de Madagascar) ny faritra arovana Ambodivahibesy Ibity. Ny ampahany, atao ho fitantanana ny faritra...

View Article


Fetin’ny Noely: nisy ny fahatapahan-jiro matetika sy maharitra

Olana goavana tamina toerana maro teto an-dRenivohitra sy ny manodidina ny fahatapahan-jiro matetika sy maharitra ny faran’ny herinandro teo. Fahatapahan-jiro ankatoky ny fetin’ny Noely, izay tsy...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Foot-Transfert: John Baggio se rapproche de la JSSP de la Réunion

Le club réunionnais de la Jeunesse Sportive Saint-Pierroise (JSSP) est sur le point d’enrôler une nouvelle recrue de poids, en la personne de John Baggio Rakotomenjanahary, l’international malagasy....

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Rugby: décès de Racôcô, ancien joueur

La grande famille du rugby de Haute Matsiatra pleure l’un des siens : Racôcô, issu d’une vieille famille de Voromaherin’Ambositra, dans les années « 70 ». Il est décédé dimanche dans sa région...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fédération malagasy de judo: Eric Bruno Said succède à Siteny...

Le judo malagasy a un nouveau patron en la personne. A l’issue de l’assemblée générale élective (AGE) de la fédération malagasy de judo (FMJ) qui s’est tenue hier, l’actuel secrétaire générale de la...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Utop: la 13e édition se prépare

L’Ultra Trail des hauts plateaux (UTOP) ou « le Trail aux milles sourires », abordera sa 13e édition en 2022, sous la férule du président Julien Ranaivomanana et vice-président, Njaka Tsirofo...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fetin’ny Krismasy…: olona 184 voasavan’ny polisy, nahazo vahana ny sinto-mahery

   Toy ny isan-taona ihany! Nanao izay ho afany hahafahan’ny tsirairay manao fety am-pilaminana lavitry korontana ny teo anivon’ny polisim-pirenena. Trangana sinto-mahery sy harom-paosy miisa 24 no...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fitaterana entana an-tsokosoko: tra-tehaka ny vato sarobidy 1,784 kg, olona...

  Saron’ny zandary teo amin’ny lalam-pirenena faharoa PK 58, kaominina Ambanivohitra Ambatoloana, Distrikan’ i Manjakandriana ny fiara mpitatitra entana iray nitondra vato sarobidy tsy ara-dalana...

View Article


Nesoriny ny sofin’ilay olona…: vadina Pasitera iray voasambotra

 Hafa kely! Vadina pasitera amina fiangonana iray no nosamborin’ny zandary noho ny herisetra miharo vono sy ratra tao Mangidirano, fokontany Andranomirafy, distrikan’i Fenoarivobe, ny alahady teo....

View Article

Nozeraina vato…: votsotra ireo jiolahy namona olona

Niakatra fitsarana ny raharaha momba ny vonoan’olona feno habibiana nihatra tamina raim-pianakaviana iray tao Andohasambahoaka, fokontany Anoro Centre, kaominina ambanivohitra Faliarivo, distrika...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Faharendrehan’ny M/S Francia III: olona roa efa voasambotra, karohina ny...

  “Sazy henjana no hampiharina amin’ireo izay tompon’antoka mivantana na ankolaka nahatonga ireo fatin’olona marobe ireo”, hoy ny Tonia mpampanoa lalàna, fitsarana ambaratonga voalohany ao Fenoarivo...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Vidim-piainana… mila vahaolana marolafy

               Hatramin’izao, mampikaikaika ny maro hatrany ny fidangan’ny vidim-piainana… tsy voafehy. Vao mainka miharihary izany amin’izao fety izao? Tsy hita be ihany izay tena fanamaivanana ahay...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Filoha Rajoelina Andry: « Nametraka tantara ho an’i Afrika ny arseveka...

« Nametraka tantara ho an’i Afrika iray manontolo ny arseveka Desmond Tutu tamin’ireo ady maro nataony ho fiarovana ny zon’olombelona sy ny fahafahana ». Io no anisan’ny nambaran’ny filoha Rajoelina...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fivondronamben’ny eveka: “Miantso ny mpino kalotika hivavaka ho an’ireo...

Noho ny loza an-danomasina sy ny fahafatesan’ireo olona nilatsahan’ny varatra tany Tsitoanomandidy, manao antso amin’ny mpino katolika ny Fivondronamben’ny eveka mba hiombom-bavaka eo anatrehan’izany…...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Jery todika 2021 : takin’ny mpanohitra ny fanovana ny HCC sy ny Ceni

Tahotra fifidianana? Na tsy fahatokisan-tena avadika ho fifampiahiahina politika… Tsy inona fa tsy fifampitokisana eo amin’ny samy mpisehatra politika. Anisan’ny ambentin-tenin’ny mpanohitra sasany...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Famokarana tahirin-kevitra: nankasitrahana ireo mendrika

Natao tetsy Anosy omaly ny fandraisana ireo vokatra mikasika ny fifaninanana « REL » na ny « Ressources éducatives libres » izay nampanaovin’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena. Miisa 220 ireo...

View Article


Fifamoivoizana: efa miverina ny fitsirihana ny fiara ataon’ny CUA

Nampahafantatra ny kaominina Antananarivo Renivohitra fa efa niverina nanomboka ny volaohan’ny volana desambra teo ny fitsirihana ireo fiarakodia ataon’ny CUA. Tsy maintsy mandalo amin’izany...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Savate boxe française: ho kandidà hanarina ny taranja i Parfait

Anisan’ireo taranja hiatrika ny fifidianana izay ho filohan’ny federasiona amin’ity anio ity, ny eo anivon’ny Savate boxe française. Anisan’ireo hifaninana amin’izany, Rakotonindriana Parfait. Ho...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Rallye Dakar 2022: hanomboka amin’ny 1 janoary ny fifaninanana

Na eo aza, ny hamehana ara-pahasalamana raikitra fa hotanterahina manomboka ny asabotsy 1 janoary ho avy izao ny andiany faha-44 amin’ny Rallye Dakar. Mahatratra 8375 km ny halavarin-dalana amin’ity ka...

View Article
Browsing all 70753 articles
Browse latest View live