Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70763

Fetin’ny Krismasy…: olona 184 voasavan’ny polisy, nahazo vahana ny sinto-mahery

$
0
0
   Toy ny isan-taona ihany! Nanao izay ho afany hahafahan’ny tsirairay manao fety am-pilaminana lavitry korontana ny teo anivon’ny polisim-pirenena. Trangana sinto-mahery sy harom-paosy miisa 24 no voarain’ny polisy… Nisongadina tamin’ny tatitra voaray teo anivon’ny polisim-pirenena ireo olona miisa 184 nandalo fisavana ka ny valo tamin’ireo no tsy nanana kara-panondro. Voatery tsy maintsy nanaovana fanadihadiana […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70763

Trending Articles